14/09/2022
L'appel à candidature pour la deuxième cohorte arrive bientôt ! PERFORM
Bonjour ! Vous attendez le lancement du recrutement des apprenants de la deuxième cohorte PERFORM ? Si c'est le cas, suivez périodiquement les actualités de notre page et parlez-en autour de vous !
14/09/2022
FOMBA FAMPIASANA NY E-POKETRA
12/09/2022
👉👉Ho an'ireo mpianatra efa manana carte e-Poketra dia hamafisina hatrany fa tsy mila milahatra intsony fa afaka maka ny BOURSE-ny eny amin'ny GAB vantany vao maharay SMS fa voafahana ny kaontiny.
✅✅Hajao tsara ireo 'fomba' fangalana vola mba hialana amin'ny olana samihafa.
❗️❗️Aoka isika rehetra samy hanaja ny CALENDRIER voafaritra: na ireo tsy mbola manana karatra ka milahatra na ireo manana karatra ka maka eny amin'ny GAB❗️❗️
📌📌Tsarovy fa tsy voatery alaina avy hatrany ny Bourse-nao rehefa anaty kaontinao fa azonao ampiasaina tsikelikely ary alaina araka ny filanao📌📌
Source : Page Paositra Malagasy
12/09/2022
Université d'Antsiranana
Calendrier de paiement bourse 7ème, 8ème et 9ème mois.