13/08/2024
Geo-English Course for Speaking
This page I can help you to speak english very well. Follow my page everyday. Thank you before. Have a nice day!!!
13/08/2024
05/12/2023
Ho anao izay tara t@ fidirana nandritra 1e vague teo Igny, dia efa misokatra ho atsika rehetra ny fisoratana anarana hidirana @ 2e Vagues @ cours de français et Anglaise eto amin-tsika, ny fidirana dia @ volana janoary ( janvier )
N.B: 2e vagues @ ireo izay maniry te hahay hanoratra sy hahay hivolagna tanteraka, zany hoe : mianatra mandritra 6 fanjava ka mizara toy izao: débutant, intermédiaire ary avancé.
Faha 2: Misokatra ho atsika koa ny 1er vague natokana ho an'i olona te hahay hivolagna ihany na koa parler ny hahaizan-tsika izy: 3 fanjava ihany ny faharetany fianarana.
Aza miambina ela eky fa tongava misoratra anarana fa ny olona mahay teny vahiny dia tsy mba very mandeha ary afaka mifandray @ olona rehetra any ivelany sy eto an-toerana.
******** N.B:- Place limité pour 20 personnes.
- Droit : 40.000 Ar ( documents inclus); écolage : 20.000 Ar.
Téléphone : 0327309797 ou 0389295315.
Toerana : Foyer anglicane , Quartier avenir.
22/09/2022
Hi everybody! What is your problem for english speaking? Let's we study it together without mistake.
09/04/2022
Hi everyone! This our vocabury today , let's we learn together.
28/03/2022
Hi everyone!
Hi everyone! Welcome to my page for learning English. At this page I can help you to learn English everyday and speaking English. If you're interesting with my course : contact me by message. Thank you.
Salama! Tongasoa ato @ page fianarana teny vahiny Anglisy ianao, izahay dia afaka manampy anao @ fianarana teny anglisy. Raha liana @ izany ianao : aza adino ny manao j'aime ny page tsika, ary alefaso ny hafatrao na message.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Lazaret Sud
Antsiranana
201