Happy new year everybody!
It 's been a log day our page!
We start to study English on our Learn English page for everybody. Then, don't hesitate if you have some question. We move up my friends!
Learn English in Real Life " L E R F "
Learn English In real Life with us
Salama daoly!
Efa hanomboka isika @ fianarana Anglais izay ampiarahana @ teny gasy mba hampazava izy tsara.
Marihina fa afaka manontany @ Anglay sy Francais ianao.
Toy izao ny fanaovana azy.
- miaramianatra isika.
- omeko lesona 2 isaka ny herinandro.
- ny ataonao dia mandray lesona sy manao example roa eo @ commentaire.
- afaka 2 herinandro hanonmbohana dia misy discussion na pratique amintsika @ groupe messanger.
RQ. Zah ihany mipub fa raha misy tianao hambara dia miditra mp @ Fannios Evani.
Maka foana isan'andro.
Ny tanjona dia mba afaka hifandray tsara @ teny Anglais sy Francais isika fa ireo no base hanombohana.
You are never alone, God is always with you.
Send me mp if you want to learn English ver fast. If you have some question, don't hesitate to ask me.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the school
Telephone
Address
UNA Antsiranana
Antsiranana
201