Arc-en-Ciel Annexe

Arc-en-Ciel Annexe

Share

AEC Collège Annexe(Arc-en-Ciel) - Collège Privé se situe à Atsimontsena ANTSIRABE 110
AMOUR - SAGESSE - REUSSITE École privée Arc-en-ciel

06/10/2020

Ny sekoly Annexe Arc-en-Ciel dia mitady Mpampianatra 7è, efa manana traikefa, raha mahaliana anao dia tongava eny antoerana ,anatitra ny antontantaratasy mahakasika izany.

06/10/2020

Mitohy ny fisoratana anarana ao amin'ny Annexe Arc-en-Ciel Atsimontsena eo ampitan'ny tsena vao, amin'ny faha 08 Oktobra 2020 izao ny fidirana, ny tsaho izay henontsika dia ireo olona nankahala ny sekoly, tsy misy ifandraisany amin'ny sekoly hyafa ny sekoly Annexe Arc-en-Ciel Antsirabe.
Mme La Directrice.

15/09/2020

Miarahaba antsika rehetra, manomboka androany ny fisoratana anarana ao amin'ny Sekoly Arc-en-Ciel Annexe, efa vita ny "désinfectation ny trano fianarara" ary ho atao isaky ny Asabotsy izany, voafetra ny toerana amin'izao andro hiadivana amin'ny Covid19 izao.....
Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa feheziko.....

08/09/2020

Droit D'inscription : 40.000 Ariary efa ao anatiny ny «assurance , Adidy Isan'ankizy»

Écolage PRESCO : 15.000 Ariary - Tablier Carreaux Rose
PRIMAIRE : 13.000 Ariary Presco - Primaire Tablier Carreaux Bleu Clair Petit (Carreaux fa tsy ilay grand) , aza hadino, manomboka ny faha 15 ny volana septambra izao ny fisoratana anarana. Misaotra antsika, raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny 034 76 696 08 , mirary tontolo andro sambatra ho antsika.

01/09/2020

Filazana ho antsika eto Antsirabe, misokatra ho antsika ny fisoratana anarana ho an'ny taom-pianarana manaraka ato amin'ny sekoly Arc-en-Ciel ANNEXE Atsimontsena Antsirabe manomboka ny faha 15 Septambra 2020, aoka hifampilaza fa voafetra ny toerana, mankasitraka ary mirary soa antsika rehetra. (Madame la Directrice)

15/06/2020

Ilazana ny Ray aman-dreny manana zanaka mianatra ao amin'ny "PRESCO" "JARDIN" "Maternel" 12è, mba haka ny fitaovan'izy ireo, manomboka ny voalohan'ny volana Jolay 2020 (01 Juillet 2020) dia hanome "devoirs" ho an'ny mpianatra rehetra" "Mis au niveau" raha mila fanazavàna fanampiny dia afaka mandray anao izahay, ary vonona ny hanome izay mahafa-po anao "Ny fianarana no lova tsara indrindra..." Tompon'andraikitra Mme Rakotomalala F. Sylvianne, ny ora fandraisana 8h30mn hatramin'ny 11h 30mn. Mirary soa ho antsika.

24/09/2019

BRAVÔ ARC EN CIEL,
BEPC:50%
CEPE:90%
Tahin'Tompo daholo!!!

09/07/2019

Ny collège Arc-en-ciel Atsimontsena Andranomandevy Antsirabe dia faly milaza aminareo Ray aman-dreny fa ireo 100 izay misoratra anarana mandra-pahatongan'ny 20 Août dia tsy mandoa saram-pianarana 1 volana,koa hararaoty ary fa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady!!mirary soa daholo!!!

04/07/2019

... Marina izany, dia mirary tontolo andro sambatra ho antsika e!!!... Arc-en-Ciel Antsirabe

Want your school to be the top-listed School/college in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Atsimotsena
Antsirabe
110