Princess Beauty Institute

Princess Beauty Institute Princess Beauty Institute est un centre de formation professionnelle, agréé par l’état, établi en 2015.

Nous proposons les filières suivantes : Coiffure, Esthétique, Pâtisserie, Cuisine, Charcuterie, Coupe & Couture, Stylisme, Chocolaterie, Savonnerie Nous offrons des formations professionnalisantes et qualifiantes en esthétique, pâtisserie, informatique, cuisine, coupe et haute couture, stylisme, langues étrangères et en art de Kabary

Finaritra e! Hafa mihitsy anie ilay mianatra e!!🤔 Marobe ny mpiofana tonga ato aminay no efa nanaraka karazana tutos tan...
20/08/2026

Finaritra e! Hafa mihitsy anie ilay mianatra e!!

🤔 Marobe ny mpiofana tonga ato aminay no efa nanaraka karazana tutos tany amin’ny Internet, IA, Facebook …no milaza amin’izay rehefa eo am-panaovana pratique manao hoe:
« Hay Ve ohatr’izao no fanaovana azy e!! Kay izay no tsy nampety ilay nataoko tany an-trano iny!! »
👉 Ny mahatsara an’io dia tsy débutant (e) be ilay olona no tonga eto fa mba efa manana connaissance amin’ilay filière nosafidiany fa ny indro kely fotsiny, efa ilay tsy tena izy no miraikitra ao anatin’ny sainy ka sahirana vao voahitsy.

Ny cas faha-2: Ity no hitako fa tsara ary tena lasa lavitra ny mpiofana nanao azy ity. Débutant (e) be izy no tonga teto aminay.
Eto amin’i PRINCESS BEAUTY INSTITUTE dia 20% théorie, 80% pratique ary amporisihinay ny mpiofana hanao recherche sy manampy fahalalana marobe, manambatra izay tsara rehetra, manatsara sy mampitombo hatrany, hany ka vao mahita tuto sy astuces dia avy hatrany dia tsy sarotra aminy ny manatanteraka izany.

3 ème càs: Formation dans quelques jours, pour une ou deux ou trois journées
👉 Tsy feno ny fahalalana. Mbola mila manampy sy mandalina marobe.

Ny Princess Beauty Institute dia mamorona olona hanana toe-tsaina tsara fototra, manana ny maha-izy azy, tia sy mazoto mampitombo fahaizana amam-pahalalana isan’andro, mpamaha olana, ka izay tonga eo anoloanao dia ho voafehinao avokoa.

🫴 Tongava ary misoratra anarana, andao hanova tantara miarak’aminay!!

FIDIRANA : 1er Septembre 2026

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

Hey!! Ianao ilay nitady cours accéléré, EXAMEN NATIONAL: Octobre & Novembre 2026 ho an’ny filières COIFFURE sy COUPE  et...
19/08/2026

Hey!! Ianao ilay nitady cours accéléré, EXAMEN NATIONAL: Octobre & Novembre 2026 ho an’ny filières COIFFURE sy COUPE et HAUTE COUTURE / STYLISME, ESTHÉTIQUE, PÂTISSERIE, CUISINE ET RESTAURATION

Te hahazo COMPÉTENCES MATIHANINA + DIPLÔME ARA-PANJAKANA ianao?🎓✨

🫴 Andao HOVAINA ny tantaranao miaraka amin’i Princess Beauty Institute
🫴 Andao HANANGANA Avenir tsara be miaraka aminay!
🫴 Ireo talents ireo no hoavadintsika ho SOURCE DE REVENUS - ENTREPRISE - INDÉPENDANCE.

➡️ Ho matihanina ianao amin’ny Décembre raha manomboka ANIO, hampidi-bola be amin’ny faran’ny taona ianao ary ho azo antoka ny taona ho avy rehetra.

⏰ 31 AOÛT 2026 no farany fandraisana mpianatra ho an’ny examen 2026.
👉 Izay miditra aorian’io dia examen 2027 indray.

👑 Ny COMPÉTENCE hanova ny tantaranao ary ny DIPLÔME ara-panjakana kosa hanamafy ny lalanao.

🫴 HOAVY TSARA LAVITRA no atsanganao androany raha manapa-kevitra izao ianao.

PRINCESS BEAUTY INSTITUTE : Créativité - Élégance - Création de marque personnelle.

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

Hey!! Profiter-o tsara aloha ny vacances dia rehefa avy eo mifantoka tsara amin’ny fianarana amin’izay!! Mivoaka profess...
18/08/2026

Hey!! Profiter-o tsara aloha ny vacances dia rehefa avy eo mifantoka tsara amin’ny fianarana amin’izay!! Mivoaka professionnel (le) amin’ny décembre. Tsy mba irianao ve izany???

ANDAO HANANGANA HOAVY MAMIRATRA sy HANOVA NY TANTARANAO miaraka amin’i PRINCESS BEAUTY INSTITUTE.

📅 RENTRÉE OFFICIELLE : Mardi 1er Septembre 2026
ho an’ny filières rehetra eto amin’ny Princess Beauty Institute.
🎓 Na Universitaire ianao na vao Bachelier(e) teo, oui na tsy afaka Baccalauréat aza, na te hianatra métier na efa miasa na tsia, na te hiditra amin’ny entrepreneuriat:

💡 Aza miandry ny faran’ny taona na ny taona vaovao vao hanova fiainana sy hitady vahaolana fa atombohy androany.

🫴 Mianara compétence iray na roa afaka mamokatra vola amin’ny fetin’ny Christmas sy faran’ny taona.

📌 Io no fotoana mety sady tsara indrindra hananganana activités sy hampidirana vola betsaka indrindra ary hiomanana amin’ny période de soudure.

✨ Ny diplôme dia manokatra varavarana. Ny compétence kosa afaka mamorona fahafahana maro indrindra ny fahaleovantena ara-bola.

🫴 Raha mianatra ato amin’i PRINCESS BEAUTY INSTITUTE ianao dia sady ho professionnel (le) ianao no ho diplômé ara-panjakana ary afaka handraharaha avy hatrany!! Afaka hiasa any ampitan-dranomasina ihany koa raha toa ka izay no tanjonao.

👉 Inscrivez-vous dès maintenant. Votre avenir se prépare aujourd’hui. 👑

On ne prépare pas seulement à travailler… on vous prépare à CONSTRUIRE VOTRE AVENIR. 💪🏻🌸

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

🎓✨ FELICITATIONS À TOUS LES NOUVEAUX BACHELIERS ! ✨🎓Ny Princess Beauty Institute dia faly miarahaba ireo afaka Baccalaur...
16/08/2026

🎓✨ FELICITATIONS À TOUS LES NOUVEAUX BACHELIERS ! ✨🎓

Ny Princess Beauty Institute dia faly miarahaba ireo afaka Baccalauréat rehetra👏❤️
Dingana lehibe izany, kanefa tadidio fa ny Baccalauréat dia tsy faran’ny fianarana fa fiandohan’ny dingana vaovao.

Ary ho an’ireo tsy mbola afaka tamin’ity taona ity kosa, aza kivy🤗❤️

❌ Tsy midika hoe tsy mahay ianao.
❌ Tsy midika hoe tapitra ny nofinao.
❌ Tsy midika hoe tsy hahomby ianao.

📌 Fa lalana hafa fotsiny no mila alehanao. 🌱

💡 Ary na afaka baccalauréat ianao, na mbola tsy afaka, dia afaka manomboka manangana ny hoavinao dieny izao miaraka aminay.

Satria hafa mihitsy ny hoe manana Baccalauréat fotsiny, ary hafa koa ny hoe manana compétence professionnelle tena hainao ampiharina.

🎓 Diplôme universitaire

• 🛠️ Compétences professionnelles
• 💼 Expérience pratique
= 🚀 Profil professionnel matanjaka kokoa

🫴 Ato amin’ny PRINCESS BEAUTY INSTITUTE, tsy ny diplôme ihany no tanjonay, fa ny hanampy anao hahazo fahaiza-manao tena azo ampiasaina, mamorona activité na entreprise ary ahafahanao miasa any ivelany (am-pitan-dranomasina)

ATSANGANO MIARAKA AMINAY NY HOAVINAO amin’ireto filières ireto:

✨ Pâtisserie • Cuisine & Restauration • Coiffure • Esthétique • Coupe & Haute Couture / Stylisme • Informatique • Chocolaterie • Savonnerie…

👉 Afaka Baccalauréat ianao? Aza mijanona eo. Ampio compétence professionnelle ato amin’i PRINCESS BEAUTY INSTITUTE ny diplôme-nao ary tohizo hatrany ny fianarana universitaire.

👉 Tsy mbola afaka Baccalauréat ianao? Aza avela hampiato ny nofinao izany. Ampitomboy ny ezaka. Mianara asa ato aminay, mahazoa compétence, ary atsangano dieny izao ny hoavinao.

🌟 Ny zava-dehibe dia tsy hoe aiza ianao no nanomboka, fa hoe aiza no tianao hahatongavana.

PRINCESS BEAUTY INSTITUTE, manampy anao ho tonga mpandraharaha matihanina sy hanova ny tantaranao❤️

📩 INSCRIPTIONS OUVERTES — Tongava manorina ny hoavinao miaraka aminay.

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

Hey!! Raha manana tanjona hisehatra amin’ny COIFFURE ianao , ity mois d’août ity no farany fandraisana mpianatra raha ha...
12/08/2026

Hey!! Raha manana tanjona hisehatra amin’ny COIFFURE ianao , ity mois d’août ity no farany fandraisana mpianatra raha hanao EXAMEN NATIONAL amin’ity taona 2026 ity ianao mba hahatonga anao matihanina.

📌 Fantaro fa rehefa tsy mahavita amin’ity ianao dia novembre 2027 indray vao misy. Noho izany, manapaha hevitra androany, ovao ny hoavinao fa ianao ihany no afaka hanova izany.

🫴 Tongava misoratra anarana fa izay 3 tonga voalohany sisa no horaisina. Ny fanombohanao androany no hiantoka ny fahombiazanao rahampitso!!

🫴 Raha manomboka anio ianao dia efa professionnel(le) sahady amin’ny décembre ary tsy ho arakao ny olona ho raisinao mandritry ny fetin’ny Christmas sy faran’ny taona ary ny taom-baovao, ary fotoana fanararaotra hi-lancer-na asa io volana décembre io koa AZA MANGATAK’ANDRO intsony!!

Androany ianao manao investissement ( mandoa saram-pianarana ), manomboka décembre ianao sady efa PRO no mampidi-bola tsy ankijanona intsony!!

Princess Beauty Institute, « MANANGANA HOAVY, MANOME FAHATOKISAN-TENA, MAMORONA MPANDRAHARAHA. »

💝 PRINCESS BEAUTY INSTITUTE, toerana tsara sady mahafinaritra, fahaizana amam-pahalalana ambony, diplôme ara-panjakana 💝

❤️ Saram-pianarana azo atao in-3 mandoa ❤️

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

TSARA HO FANTATRA : Inona avy no atao rehefa maka renseignement ?A. Fanontaniana voalohany: Inona no tanjoko?✅ « Inona n...
10/08/2026

TSARA HO FANTATRA : Inona avy no atao rehefa maka renseignement ?

A. Fanontaniana voalohany: Inona no tanjoko?

✅ « Inona no tanjonao amin’ny fianarana? »

* Te hianatra asa vaovao ve?
* Te hanatsara ny fahaizanao ve?
* Te hanokatra activité na entreprise ve?
* Te hahita asa ve?

✅ « Inona ny sehatra tena mahaliana ahy na tiako hatao? »

✅ « Inona avy ireo zavatra tiako atao na talentako? »

B. Inona no ilain’ny tsena ( ilain’ny olona )? Avy eo vao miditra amin’ny filière

Raha efa manana safidy :

✅ « Inona ny filière tiako hianarana? »

👉 Raha mbola misalasala:

✅ « Mba hanampy anao hisafidy dia ity no fanontaniana apetrakao: Inona avy ny filières misy ao amin’ny Princess Beauty Institute… »

👉 Noho izany, ny fanontaniana hoe “Inona avy ireo filière misy?” dia tsy tokony ho fanontaniana voalohany, fa fanontaniana fanampiny.

👉 Io question io izany dia midika fa mbola tsy manana Tanjona mazava ianao, mbola tsy fantatrao marina izay tena mety aminao ka mila ORIENTATION ianao.

Matetika ny Princess Beauty Institute dia mitari-dalana anao amin’ny fametrahana fanontaniana toy izao hoe: « Afaka lazainao ve ny nofinofinao sy ny tanjonao mba ahafahanay manampy anao hisafidy ny formation mety indrindra aminao?»

💝 Izany no mampiavaka ny PRINCESS BEAUTY INSTITUTE, CONSEILLER en formation fa tsy vendeur de formation.

Midira en message privé ary raha te hanova ny hoavinao ianao sy ny zanakao fa izany no tanjonay!!

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

Hey!! Ilaina ve ny miandry ny taona vaovao vao hanova ny fiainanao?5 volana sisa dia hifarana ny taona.Ao anatin’ireo vo...
09/08/2026

Hey!! Ilaina ve ny miandry ny taona vaovao vao hanova ny fiainanao?

5 volana sisa dia hifarana ny taona.

Ao anatin’ireo volana dimy ireo, misy olona mbola hitady fialan-tsiny… ary misy kosa handray fanapahan-kevitra hanoratra tantara vaovao.

Iza amin’izy ireo ianao?

📌 Ny fahombiazana dia tsy miandry fotoana tonga lafatra fa manomboka amin’ny fanapahan-kevitra iray.

Ato amin’ny Princess Beauty Institute, ny filières rehetra dia sady ilainao amin’ny andavan’andro n’ny fiainanao no tena ilain’ny tsena, hanampy anao hanangana ny asanao, ho tonga mpandraharaha matihanina.

✨ Aza avela hifarana ity taona ity nefa mbola mitovy amin’ny niandohany ny fiainanao.
Anio no fotoana hanoratanao pejy vaovao amin’ny tantaranao.

🎓 Fidirana manaraka: Lundi 10 août 2026.
⚠️ Voafetra ny toerana. Koa aza miandry ny hafa hisolo toerana anao.

PRINCESS BEAUTY INSTITUTE: « Tsy mivarotra formation fa manampy olona hanova ny fiainany sy hanorina hoavy mendrika. »

📍 Misafidiana ny filière mifanaraka amin’ny tanjonao.
📞 Atombohy dieny izao.

👉 Ny fanapahan-kevitra raisinao anio no hanova ny fiainanao mandritra ny taona maro ho avy.

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

Hey!! Perfectionnement ho an’ireo sortantes Princess Beauty Institute, filière Coupe et haute couture et Stylisme.Nifara...
07/08/2026

Hey!! Perfectionnement ho an’ireo sortantes Princess Beauty Institute, filière Coupe et haute couture et Stylisme.
Nifarana ny Zoma 07 Août 2026 ny 1 ère vague ka ny semaine du Alatsinainy 17 Août 2026 indray ny vague manaraka

Ireto avy no hatao:
- pantalon
- chemise
- ensemble tailleur pour femme

🫴 Ho anao izay mbola tsy mahay mihitsy ka te-hianatra
🫴 Ho anao efa manjaitra ka te - hanamafy sy hanatsara,

Midira en message privé maka ny andinindininy fa horaisina am-pitiavana be ianareo!!
Vitsy ihany no horaisina fa tongava malaky misoratra anarana.

💝 Ny mampiavaka ny PRINCESS BEAUTY INSTITUTE anie ka afaka manao UPDATE foana ny mpianatra kanefa tsy mandoa écolage intsony e!! Aiza indray no hahita toy izany FITIAVANA LEHIBE izany!! 💝

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Vatofotsy Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

Finaritra e!! Raha efa ELA ianao no naniry « Te hianatra ato amin’i Princess Beauty Institute » , raha tao  anaty object...
06/08/2026

Finaritra e!! Raha efa ELA ianao no naniry « Te hianatra ato amin’i Princess Beauty Institute » , raha tao anaty objectif-nao 2026 ny hianatra ato kanefa mbola tsy nanomboka hatramin’izao dia natao ho anao ity publication ity.
5 mois sisa dia hifarana ny taona, hamarana ny taona avec RÉUSSITE miaraka aminay no tianao sa hamarana ny taona avec NENINA ???

Isan’andro dia marobe ny messages privé tonga aty aminay izay mitovitovy avokoa: Te hianatra fa:
- Miandry vola
- Hangona vola kely
- Matahotra aho sao tsy ho tafavoaka
- Tsy manam-potoana fa miasa
- Mbola mitaiza kely
- Tonga aho rehefa vonona
- Miandry fotoana kely fa handamina fotoana

Ny tena olana nefa dia ilay fahasahiana mandray décision hanomboka anio sy ilay fomba hanombohana azy. Hany ka:

👉 Miandry fotoana mety dia lasa miandry foana
👉 Miandry rehefa vonona vao hanomboka
👉 Miandry tolorana

📌 Fahamatorana sy fametrahana fotoana mazava tsara hanombohana ary fahatokisan-tena sy fahaleovan-tena no tsy ampy.
📌 Rehefa tena tianao ny zavatra iray dia PRIORISER-nao.
📌 Tsy voatery hanana vola be vao afaka manomboka ary mila mahay MAMAHA OLANA izany olona HANDRAHARAHA izany.

🫴 Ampiasao izay talenta nomen’i Jésus anao dia avadiho ho vola
🫴 Misy facilité de payement mba hahafahanao manomboka avy hatrany
🫴 Ny problème fotoana, misy ny cours spécial ato amin’i Princess Beauty Institute
🫴 Ao anatin’ny programme n’ny filières rehetra ny ÉDUCATION FINANCIÈRE sy ny INTELLIGENCE FINANCIÈRE ary ny FITANTANANA.

Raha vitanao mamaha ny olanao dia manomboka eo ny FAHOMBIAZANAO satria hitombo ny expérience-nao, ny valeur-nao, ny compétence-nao, ny vola miditra aminao ary ho fier(e) amin’ny tenanao ianao.
🫴 Afaka manomboka business hafa indray rehefa avy eo ka tsy hijanona ny handroso intsony satria efa nahita ny tsiron’ny RÉUSSITE ary efa nahazo ny toe-tsain’ny FAHOMBIAZANA.

📌 Fidio izay filière(s) mifanaraka amin’ny tanjonao kanefa tena ilain’ny olona sy ilain’ny tsena dia ATOMBOHY ANIO, ialao alavitra ny tahotra fa izay SAHY manomboka ihany no TAFITA.

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Tombontsoa Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

“Princess Beauty Institute n’est pas le centre le moins cher. Nous sommes le centre qui forme des professionnels compéte...
04/08/2026

“Princess Beauty Institute n’est pas le centre le moins cher. Nous sommes le centre qui forme des professionnels compétents, capables de réussir et de créer leur propre avenir.”

“Ny Princess Beauty Institute dia tsy mifaninana amin’ny vidiny mora indrindra, fa amin’ny kalitaon’ny fiofanana. Eto no anofanana matihanina mahay, mahomby ary mahavita mamorona ny hoaviny.”

Koa mahaiza ary manao safidy tsara ny amin’izay hametrahanao ny hoavinao fa : “Raha mifantoka amin’ny mora ianao dia hahazo mpanjifa mitady mora. Raha mifaninana amin’ny kalitao ianao dia hahazo mpanjifa mitady vokatra tsara.”

👉 Aza atao tanjona ny ho mora indrindra. Raha mitady fampianarana tsara sady avo lenta ianao dia tokony hisy vidiny mifanaraka amin’izany.

👉 Ny fampitahana amin’ny sarany irery dia mampihena ny fahafahana mampiasa fitaovana sy toerana tsara ary mpampiofana tsara, fe-potoana tsy ampy.

Princess Beauty Institute:

* “L’excellence n’est pas une option, c’est notre standard, nous formons des professionnels, pas seulement des diplômés.”
* “Investissez dans une formation d’excellence, récoltez une carrière d’exception.”
* “La qualité de votre avenir commence par la qualité de votre formation.”

CONTACTS
Princess Beauty Institute siège au lot III A 561 Antsapanimahazo Tombontsoa Antsirabe 110
( Bus 5, 11, 17 miala eo amin’ny fiangonana FLM )

Fanazavana fanampiny:
💝 WhatsApp : +261 34 04 644 71
💝 Téléphone : 034 04 644 71 / 033 74 773 10
💝 Instagram : Princess Beauty Institute
💝 e-mail : [email protected]
📌 Du Dimanche au Vendredi

Address

Lot III A 561 Antsapanimahazo
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340464471

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Princess Beauty Institute posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Princess Beauty Institute:

Shortcuts

Share

Category