15/08/2026
🎓 MIIARAHABA HO AN'IREO AFAKA BACCALAURÉAT! 🎓
Fotoana izao isafidianana sy hanomanana ny hoavinao.
🇩🇪 Mandray anjara amin’ny Salon de l’Étudiant ny DeutschAkademie! 🇩🇪
Faly izahay mampilaza aminao fa ho avy ao amin'ny Salon de l’Étudiant (16ème Édition) karakarain'ny Radio Haja Antsirabe ny DeutschAkademie.
📚 COURS HO AN'NY REHETRA
Ireo vao afaka BACC / Mpianatra ( na mbola tsy mahay mihintsy aza)
Olona miasa / Mpiasa: Ora mifanaraka amin'ny fotoananao, ho fampitomboana ny traikefanao sy ny fahaizanao.
Fianarana manomboka amin'ny fototra ka hatramin'ny ambaratonga ambony (A1 hatramin'ny B2).
📝 PRÉPARATION EXAMEN
Fanomanana maty paika ho an'ny fanadinana ambaratonga rehetra mba hahazoana ny mari-pahaizana ilaina
💡 Torohevitra sy valim-panontaniana mivantana miaraka amin'ny mpampianatra sy ny ekipan'ny DeutschAkademie.
🗓 Daty: 28 sy 29 Aogositra 2026
📍 Toerana: Anoloan’ny Cathédrale NDS Antsenakely Antsirabe
🎟 ENTRÉE LIBRE
(Manasa ny bacheliers, mpiasa, ary ray aman-dreny rehetra!)
Aza adinoina ny fotoana, araraoty ny fotoana isafidianana ny tsara indrindra ho an'ny hoavinao!
👉 Lalana ho any amin'ny fahombiazana, atombohy eto amin'ny DeutschAkademie!