Collège/Lycée Privé Saint Joseph Antsirabe ens Général et Technique

Collège/Lycée Privé Saint Joseph Antsirabe ens Général et Technique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Collège/Lycée Privé Saint Joseph Antsirabe ens Général et Technique, High School, Antsirabe.

16/11/2024
Mirary soa be dia be ary mirary taom-pianarana feno fahombiazana ho antsika rehetra ô 🕊️😇
20/09/2023

Mirary soa be dia be ary mirary taom-pianarana feno fahombiazana ho antsika rehetra ô 🕊️😇

Fanatsarana kely alohan'ny fidirana 🎉
08/09/2023

Fanatsarana kely alohan'ny fidirana 🎉

13/07/2022
19 MARTSA"FANKALAZANA AN'I MASINDAHY JOSEFA RAY MPITAIZA AN'I JESOA KRISTY"Ry Masindahy Josefa, ray sy mpiaro ny virjiny...
19/03/2022

19 MARTSA
"FANKALAZANA AN'I MASINDAHY JOSEFA RAY MPITAIZA AN'I JESOA KRISTY"

Ry Masindahy Josefa, ray sy mpiaro ny virjiny rehetra, mpitaiza mazoto nanankinan'Andriamanitra an'i Jesoa ilay fahadiovana mihitsy, sy i Maria ilay Virjiny lohan'ny virjiny rehetra : mifona sy mihanta aminao amin'ny anaran'i Jesoa Kristy sy i Maria aho, noho izany rakitra roa napetraka taminao sy malalanao izany, ampio aho hiala amin'ny loto rehetran'ny fahotana, ary ho tonga madio am-po sy mahafehy tena, mba hanompo mandrakizay an'i Jesoa sy i Maria amin'ny fahadiovana lavorary. Amen !

07/02/2022

Miarahaba antsika rehetra
Azo lazaina fa efa milamindamina ny toetr'andro eto Antsirabe amin'izao fotoana izao ka noho izany indrindra dia mampandre ny mpianatra rehetra eto amin'ny sekolintsika fa ny Talata 08 Febroary 2022 no fiverenan'ny mpianatra an-tsekoly indray amin'ny ora fidirana mahazatra ihany

Misaotra antsika rehetra ary samia hotahian'Andriamanitra

06/02/2022

Tsara hariva daholo Tompoko ô

Ilazana ny mpianatra rehetra eto amin'ny Collège/Lycée Privé Saint Joseph Antsirabe ens Général et Technique fa mbola TSY MIANATRA ny mpianatra Rahampitso Alatsinainy faha 07 Febroary 2022
Holazaina miandalana eto ihany ny fiverenan'ny mpianatra an-tsekoly

Misaotra indrindra Tompoko!

Cyclone BATSIRAI
06/02/2022

Cyclone BATSIRAI

25/01/2022

Ilazana ny Ray aman-dReny sy ny mpianatra eto amin'ny Sekoly fa miverina mianatra ny mpianatra rehetra rahampitso Alarobia 26 Janoary 2022 amin'ny ora fidirana mahazatra

Misaotra tompoko !

Address

Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Collège/Lycée Privé Saint Joseph Antsirabe ens Général et Technique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category