24/07/2026
🚨🚨Mila tosika manokana ve ny zanakao amin'ny🚨🚨 :
- Famakian-tena. (Lecture)
- Fanoratana na ny dikasoratra (Écriture)
- Kajy (Calcul/Mathématiques)
- Fomba fianarana lesona
Afaka sady manao vacances tsara ny ankizy no manomana ny taona ho avy ary manarina ny lesoka taminy taon-dasa
Natao ho azy indrindra IRETO COURS IRETO
Tsy ny mpianatry Sekoly ihany no ho raisina fa ireo izay mila izany rehetra
Ka tongava aingana ary fa tena vitsy no afaka raisina