10/03/2025
"Olo mahay raha tsy very mandeha" ❤️
Akon'ny 8 martsa 👸🎉
LI'ART Antsirabe ❤️
Ivon-toeram-pampianarana matihanina amin'ny tontolon'ny zaitra 🧵👗
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Li'art Antsirabe, Education, Antsirabe.
10/03/2025
"Olo mahay raha tsy very mandeha" ❤️
Akon'ny 8 martsa 👸🎉
LI'ART Antsirabe ❤️
Ivon-toeram-pampianarana matihanina amin'ny tontolon'ny zaitra 🧵👗
26/06/2024
Tratry ny asaramanitra e🇲🇬🇲🇬
🎶Dia ho tany sambatra ilay Madagasikaranay ❤️💚🤍🎶
Filatroana nandritry ny fankalazana ny fahaleovantenan'i Madagasikara.
Ho anao liana amin'ny fianarana zaitra, aza misalasala manatona ny Li'art fa vonona handray anao izahay🤗
Li'art 50m avaratry ny 4 chemin Ambohimiandrisoa, ambonin'ny boulangerie.
Contact : 0341178219
01/01/2024
An-kafaliana no iarahabanay eto amin'ny Sekoly Li'art Antsirabe anao nahatratra ny taona 2024✨✨.
Ho taona zina sy ho taom-pahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona ity🙏🙏.
Mamerina ny arahaba ihany koa ho anareo andiany "Mi'art tafita" nahatontosa ny sortie de promotion ny volana Desambra lasa teo👩🎓💃🧵.
Hamiratra anie ianareo amin'ny tontolon'ny asa tanana ho reharehan'ny Sekoly.
Ny fiadanan'ny Tompo ho amintsika tsirairay avy.
30/06/2023
Filatroana nataon'ireo mpianatra ato amin'ny sekoly Li'art Antsirabe nandritry ny fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy🇲🇬🇲🇬.
Ianao io koa, aza misalasala manatona ny sekoly raha maniry ho lasa matihanina amin'ny tontolon'ny zaitra fa vonona hanampy anao izahay🪡🧵👗🥼 .
Infoline : +26134 11 782 19
06/12/2021
LI'ART Centre d'apprentissage et de Perfectionnement en Coupe et Couture dia faly mamerina ny fisaorana sy fankatelemana feno antsika rehetra izay tonga nanotrona sy nifanome tànana taminay ary nitondra tamim- bavaka ny famoahana ny andiany "MAHARITRA" .Tsy mba namihin- tànana ianareo fa dia nanome tsy mba nitsitsy. Misondrota voninahitra tompoko ô! Ny fonareo nahafoy anie ho akanim- pahasambarana ary ny tananareo nanolotra anie hioty fahombiazana, ny poketra izay nialany ho kitapo tama-misy vola! Ary izay laninareo nanomezam- boninahitra anay dia hody ambin- karena ka hiava ny sisa, ka honeran' Andriamanitra avo zato heny sy arivo tsy manam- pahataperana. Mahaleova ary mahalasana amin' izay kasakasainareo avy anie ianareo. Ho an' Andriamanitra irery anie ny voninahitra!
24/04/2019
Ho anao liana @ fianarana manjaitra na mahay ianao na tsia. 50m avaratry ny 4chemin Ambohimiandrisoa no misy ny sekoly. Ambonin'ny boulangerie,atsimo kelin'ny BOA. Ny écolage dia manomboka @ 32.000ar ary 04mai ho avy izao ny fidirana mianatra ho an'ny cours spécial samedi, 06mai kosa ny cours normal. Tongava misoratra anarana ary fa izay 10 tonga misoratra anarana voalohany @'io vague manaraka io dia tsy mandoa droit(0Ar droit d'inscription). Misaotra mialoha
Contact: 0337431975 / 0341178219
10/12/2018
Sortie de promotion "MIHARY"
🎓🎓
Le samedi 08 Décembre 2018 s'est déroulé l'événement de remise de diplôme de 37 candidates du centre LI'Art. Avec des résultats fructueux, ces impétrantes ont célébré ce grand jour à l'hôtel Diamant Antsirabe. Pour faire preuve de leur compétence dans le monde de la couture, elles ont terminé la cérémonie par un grand défilé de mode inédit.
18/10/2017
Défilée de mode après remise de diplôme (promotion MIANGALY)