26/11/2025
🌺Avelao ny fianarana hitondra hazavana vaovao eo aminy fiainanao.
Ao anatin' izao tontolon'ny fivoarana izao,ilaina ny fahaiza-miteny sy fahaiza-mifandray,izany indrindra no antony hanokafanay toeram-pianarana azo antoka mba ahafahan'ny tsirairay mianatra sy mivoatra amim-pilaminana.
Manentana anao ary izahay hianatra teny Anglisy🇱🇷 sy teny Frantsay🇲🇫 amin'ny fomba tsotra ary mifanaraka amin'ny sokajin-taona rehetra.
📚Tranom-boky maimaimpoana antokana ho an'ny mpianatra.
Tongava maro!
👉Misoratà anarana dieny izao fa voafetra ihany ny toerana.Ny saram-pianarana dia mirary natao ho zakan'ny rehetra koa asa misalasala ary manontany!
🎉Aza avela handalo fotsiny ny vintana...