05/04/2023
Marobe ianareo no mitady an’ ilay exercice vocalise. Dia mba itsinjovana anareo izay mbola tsy nahazo dia manao promotion be izaho androany sy rahampitso (fa misy condition kosa anefa). Tonga dia mandefasa MP avy hatrany ato amin’ ny page Cours de chant, potsiro fotsiny ilay envoyer un message dia manoratra raha mahaliana anao.
• Efa nivoaka ny exercice vocalise ho an’ ireo maniry te ahay mihira.
Ny exercice rehetra dia efficace sy précis avokoa ho an’ ireo karazana technique vocal rehetra.
Ireto avy no hita ao anatiny :
• Respiration et travail du diaphragme (izany hoe vocalise manampy anao mba tsy hihira fa ’ ny diaphragme)
• VIBRATO
• ARTICULATION
• RESONANCE
• EXERCICE DE PASSAGE ( voix de poitrine à la voix de tête)
• EXERCICE VOIX DE TETE
• AGILITE ET INTONATION (Riffs and runs)
• DYNAMIQUE
• NOTE AIGUE
Eo @30 mahery eo no isan’ ny exercice.
« Ny mampiavaka azy ireo dia efa avancé be ny technique ampiasaina ary tsy misy any ary @ vidiny tena mirary. »
Raha mahaliana anao ary dia manorata MP avy hatrany. Potsiro fotsiny eo amin’ilay envoyer un message.
05/04/2023