22/01/2025
Mianàra teny vahiny, dia ampianaro ihany koa ny zanakao !
Tena te hahay hiteny Anglisy 🇺🇸 fatratra ve ianao?
Mitady ny tsara indrindra? 🙌
- Rentrée : Février 2025 (Par catégorie)
👦 Kids : Manomboka 8 taona
👨💻 Mpianatra : Collège , Lycée, Université
👱 Mpiasa rehetra izay te hampitombo fahaizana (Domaine rehetra)
🗳 Ireo izay mbola mitady asa
💼 Ireto ny TOLOTRA misy :
- Cours normal : 6 mois / 1 ans ou +
- Période déterminée : Izay faharetany ilainao
- Renforcement de capacité, indrindra ho an'ny mpianatra tsy dia mahay Anglisy any ampianarana.
😎 Cours en ligne Disponible sur WhatsApp
👨🎓 Attestation et Certification 👨🎓
31/07/2024
🇺🇲 🇲🇬
Ity indray ny tolotra ho an'ny Besinimaro 👇
✔ ANTSIRABE
28/03/2024
Te hahomby amin'ny fahaizana miteny 🇺🇲 ANGLISY 🇺🇲 ve ianao?
Efa maro izay nanome tolotra fampianarana ho antsika izay ☺️.
AVIA fa hafa mihitsy ity (Bonus 🎉 : Formation en Leadership)😍
👉 Tsotra ( Manaraka akaiky ny fandrosoan'ny mpianatra tsirairay).
👉 Tsy mampiasa document BE dia BE.
👉 Motivé foana ianao isaky ny mianatra😎.
👉 Tena mianatra ❤️
👉 Garantie 💯 Tsy maintsy mahay.
👉 Certificat après Formation.
Ireto avy no hovoafehinao :
🇺🇲 Teknika rehetra ilainao rehefa hiteny Anglisy ianao.
🇺🇲 Miteny imasom-bahoaka.
🇺🇲 Miresaka na mitarika mandritra ny fivoriana.
🇺🇲 Anglisy eo sehatry ny asa.
Tongava Manontany na Misoratra anarana !❤️
28/11/2023
- Te hahay hiteny Anglisy ve ianao? 🇱🇷
- Tsy ho maty antoka ianao sady tsy nofinofy fotsiny izany hoe LASA MAHAY MITENY ANGLISY IZANY.
Afaka Mandray anao dieny izao izahay. Tongava na dia mba hanontany fotsiny aza !
28/11/2023
🤝- Iza moa izahay ao amin'ny Ant-Club?
🤝- Ary inona no azonay atolotra ho anao?
🇱🇷 Ant-Club, Who are we ?
And what can we offer you?
15/08/2023
Bonjour daholo. 😁
Miarahaba antsika rehetra.
Ity ilay Programantsika , Andao hianatra! 🙂 (Novaina kely le izy : Afaka tonga daholo ianareo rehetra) Na mention Excellent na Tsia.
14h : 30 - 16h:30
➡️28th Aug
➡️29th Aug
➡️30th Aug
➡️01st Sept
➡️2nd Sept
18h:00 -19h:00
➡️4th Sept
➡️7th Sept
14h:30 - 16h:30
➡️9th Sept
🔴 4th sy 7th Sept : Soir
Merci bcp .
SARY N03 ilay toerana ! 👍👍👍
Mitondraha fandraisana Note
-✔️ Miresaka momba anle Motif de voyage A l'etranger tsika mandritra ny io sy fiomanana mila atao raha Maniry dieny zao. 🇨🇦
le monde
07/08/2023
Congratulation ! 🥰
1st Batch . 5th August