Oniversity Ravelojaona Antsirabe Vakinankaratra - Pejy Ofisialy
"Hataon'i Jehovah ho lohany ianao fa tsy ho rambony"
24/11/2021
Androany dia hianatra kely fahalala-pomba isika satria na aiza na aiza dia ilaina izany.
⏰Lesona N°1: Hiditra birao
1- Rehefa hiditra birao dia mandondòna aloha ary miandry ampandrosoana vao miditra
2 - 😇Fiarahabàna (Mahay miarahaba daholo angamba, raha misatroka dia esorina ny satroka)
3 - Miandry an'ilay teny mahafinaritra hoe "Mahazoa toerana 😀" izay vao mipetraka.
⏳Mbola hitohy...
Sary fanehoana
20/11/2021
Misy hatrany ny manontany hoe misy com. Ve ao aminareo? Eny tompoko, efa misokatra ny parcours 😃communication et multimédia😀 eto anivon'ny Oniversity Oniversity Fjkm Ravelojaona Antsirabebe ankoatra ireo izay efa nisy toy ny 👔Droit, 👓Gestion, 👒Environnement, 🏢BTP ary 🐥Agro.
🏡Manasa anao ary hitsidika anay ety @ Vatofotsy Kamafa bâtiment LYPRIKA 3ème étage!
⏳ Hanaovana hatrany ny aro vava orona iarovana @ aretina coronavirus.
Herinandro vaovao
Ho fanabeazana ny saina sy fanahy
Hitsinjovana ny ho avy tsy hananan'ahiahy
Ho kinga sy mahay
Lavitry ny fakam-panahy.
01/07/2021
Ireo mention eto anivon'ny Oniversity :
Droit - Gestion - Agronomie - BTP - Environnement
Oniversity FJKM Ravelojaona Antsirabe Vakinankaratra Pejy ofisialy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antsirabe
514