Tiaj Antsirabe

Tiaj Antsirabe Fikambanan'ny Tanora samy hafa fiangonana, mitory an'i Jesosy en façon des jeunes ! Les élèves et les anciens élèves du Lycée André Resampa Antsirabe

Ho an'ireo rehetra maniry ny hikatroka ny "concours d'entrée en première année" ety amin'ny Ecole Supérieure Polytechniq...
26/08/2025

Ho an'ireo rehetra maniry ny hikatroka ny "concours d'entrée en première année" ety amin'ny Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo dia afaka mijery ity rohy ity ianareo : https://concours.espa-tana.mg

 fans
16/12/2024

fans

@
04/09/2024

@

Communiqué portant ouverture et organisation du concours d'entrée en première année à l'Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo au titre de l'année universitaire 2024/2025.

24/08/2024

Intelo nanala Bac aho vao mba afaka.
Sady izay indray passable no mba mention ko.

Nanakana ahy tsy ahavita fianarana ve izany ?
Tsia !

Nanakana ahy tsy ahita asa ve ?
Tsia !

Nanakana ahy tsy hanangana orinasa ve ?
Tsia !

Tsy misy faly fa tsy afaka fanadinana.
Indrindra isika izay tena niezaka.

Fa mahereza zandry isany.

Tsy izay miseho anio no hoe hamaritra.
Fa mbola ho avy ilay maraina mahafinaritra.

02/03/2024
02/03/2024

KTLM FIRAISANKINA sy IZ'ART GOSPEL🖤
Ny Alahady 24 Martsa ao amin'ny FOKRIFA
Andao hiara hanome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny FEO sy ny ZAVA-MANENO tendrena☺

Address

Mahazoarivo
Antsirabe
110010054

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiaj Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Tiaj Antsirabe:

Shortcuts

Share