Sabukan Samouraï Academy Budo Kan

Sabukan Samouraï Academy Budo Kan École de Budo et de Karate Do

11/03/2026











Un Samouraï ne dors pas, il rumine...
06/02/2026

Un Samouraï ne dors pas, il rumine...

Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy 17 janoary 2026 lasa teo teny amin'ny Fokontany Ambohipeno, Kaomina Ambanivohitr'i Vin...
25/01/2026

Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy 17 janoary 2026 lasa teo teny amin'ny Fokontany Ambohipeno, Kaomina Ambanivohitr'i Vinaninkarena, ny hetsika nokarakarain'ny ONG CASCADE sy ny Fikambanana RANDRAMANOHY, ho fandraisana anjara mavitrika amin'ny fiarovana sy fikojakojàna ny tontolo iainana.

Natomboka tamin'ny fifampirariantsoa nahatratra ny taona vaovao 2026 sy ny kabary fohy nifandimbiasana, izay nanookfan'ny Ben'ny tanànan'i Vinaninkarena ny fotoana.
Narahana fampianarana mikasika ny tontolo nentin'ny Tomponandraikitra ny Voamiera miandraikitra izany avy eo anivon'ny ONG CASCADE. Niroso tamin'ny fambolen-kazo avy eo. Ary nofaranana tamin'ny fankasitrahana feno ireo rehetra niara-nanatanteraka ny hetsika.

Avahana manokana amin'izany:
;
;


;
;
;
;
;
;
;
;
;
;
;
;
.

!

Ny Clan SABUKAN dia miondrika am-panajana amin'izao fahalasanan-dRazafy Sensei, Zoky sady Mpampianatra Karaté Do sy BUDO...
20/12/2025

Ny Clan SABUKAN dia miondrika am-panajana amin'izao fahalasanan-dRazafy Sensei, Zoky sady Mpampianatra Karaté Do sy BUDO tao amin'ny Club ASKADO (ASCLA Karaté-Do) izao, ary miarak'ory amin'ireo rahalahy sy anabavy rehetra ao amin'ny Groupe ASKADO RENMEI.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo!

16/12/2025
"On gagne une bataille en connaissant le rythme de l'ennemi, et en utilisant un rythme auquel il ne s'attendait pas." Pr...
23/10/2025

"On gagne une bataille en connaissant le rythme de l'ennemi, et en utilisant un rythme auquel il ne s'attendait pas." Proverbes martiaux - Miyamoto Musashi

Le karaté do développe les sens et la maîtrise de soi et de l'art👊
23/10/2025

Le karaté do développe les sens et la maîtrise de soi et de l'art👊

Année d'activités 2025-2026 !
22/10/2025

Année d'activités 2025-2026 !

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261340986155

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sabukan Samouraï Academy Budo Kan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Sabukan Samouraï Academy Budo Kan:

Shortcuts

Share