Lycée Adventiste Mahazoarivo Antsirabe - LAMA

Lycée Adventiste Mahazoarivo Antsirabe - LAMA L'Education vers l'excellence

Fampitana avy
10/02/2026

Fampitana avy

Ilazana ny classe d'examen:7e, 3e, Terminale eto  fa ny Talata 04 Mey 2021 no miverina an-tsekoly isika, manaraka ny emp...
03/05/2021

Ilazana ny classe d'examen:7e, 3e, Terminale eto fa ny Talata 04 Mey 2021 no miverina an-tsekoly isika, manaraka ny emploi du temps talohan'ny vacance teo avy atrany.

Ireo classe intermédiaire kosa dia mbola mitohy atrany ny fakana devoir sy leson efa imprimé aty .

27/04/2021

FILAZANA

ILAZANA NY MPIANATRA REHETRA ATO HANDALO ATY AN-TSEKOLY @ ITY HERINANDRO ITY HAKA DEVOIR.
HEURE: 8:00 - 11: 00

Fiaraha-misakafo farany namaranana ny 1ere TRIMESTRE tato @ CANTINE niarahan'ny tato @   sy ny  16/12/20
16/12/2020

Fiaraha-misakafo farany namaranana ny 1ere TRIMESTRE tato @ CANTINE niarahan'ny tato @ sy ny

16/12/20

06/12/2020

📌07-11 Decembre 2020📌

SEMAINE D'EXAMEN
💫❄Bonne Chance❄💫

01/07/2020

🆘ARAKA NY TAPAKA TAO @ "REUNION DES PARENTS" NY 23 JONA 2020🆘

👉Ny 23 jona - 5 jolay 2020: "revision à distance" alaina ao 'ny sekoly ny sujet!
👉Ny 6 -10 jolay 2020: Ny "Evaluation Finale"; atao any an-trano koa io dia alaina ao .
👉Fizarana bulletin ny Alarobia 22 Jolay 2020.

🔺ISAKY NY VITA NA NY REVISION NA EVALUATION AMIN'NY DATY IZAY VOATONDRO AVY DIA AVERINA ANY ARY ATO "SUR FEUILLE".

+261330451607
+261342944746

Address

Mahazoarivo Nord
Antsirabe
110

Telephone

+261343670744

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Adventiste Mahazoarivo Antsirabe - LAMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category