17/02/2022
Genesisy 3:15
[15]Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy hanorotoro ny lohanao, ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony.
HIFAMPIZARANTSIKA SY HIFANDINIHANTSIKA NY FAMINANIANA AO AMIN'NY BAIBOLY TANTERAKA SY NY AHATANTERAHANY NY HAFA KOA ARY NY HIAFARAN'IZAO TONTOLO IZAO
17/02/2022
Genesisy 3:15
[15]Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy hanorotoro ny lohanao, ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony.
12/02/2022
07/02/2022
Daniela 12:4
[4]Ary ianao, ry Daniela, dia ahoroninao ny teny, ka asio tombo-kase ny taratasy mandra-pihavin'ny andro farany; maro no hazoto mandinika, ka hitombo ny fahalalana.