22/07/2022
NY VOLA NO MANANTONA AHY
Salama namana ...
Mba fantatrao ve fa misy olona mikarama 1 tapitrisa ariary fa mahatratra 9 hetsy ariary ny fandaniana ataony ?
Misy anefa mikarama 4hetsy ariary nefa ny fandaniana ataony isambolana 2 hetsy ariary .
Iza @ ireo izany no manana tahiry be kokoa ?
Tsy miankina @ habetsaky ny karama no itenenana anao hoe mahomby arabola fa miankina @ fahaizana mitantana .
Maro ihany koa ireo namana idiran_trosa be nefa mikarama volabe .
Ireny olona ireny indray dia efa anaty subconscience mihitsy no efa vonto trosa .
Ao indray ireo reraka ny manenjika ny vola ka mba mila ny vola anantona azy .
NATAO HO ANAO ITY ;
Atreto aloha dia efa maro no nahita vokatra na Dia vao 10 andro aza no nisian'io formation en ligne satria dia efa 28 Isa no afaka nanadio ny trosany .
Tsy izaho no mahay magie fa ilay magie ao anatinao no fohazina ahavitanao fahagagana eo @ fiainanao .
Raha hoy ianao hoe ; avelao zoky fa mbola zakako ny trosako tsy olana fa mahereza .
@ ty herinandro miditra ity no izarako anao teknika ahaizana mahita 1 tapitrisa ariary anaty volana iray @ fiketrehana zavatra atao ahitana tombony 33333 ariary isanandro . Izany ve dia ho possible hoy ny mpanatsatso ?
Tsy olana na anatsatso aza ianao fa tsy Adala akory Zay olona anaraka ao ka tsy hitaky izay amiko raha tsy mitombina izay .
Ànisan'ny fanalahidy goavana ampitsimbadika ny fidirambolanao Io raha sahy ianao raha tsy sahy moa tsy olana fa manana safidy ny tsirairay .
Mbola misy toerana vitsivitsy afaka andraisako anao @ Io formation en ligne Ny vola no manantona ahy Io ka afaka manontany anaty hafatra miafina ny andinindininy ianao.
SAMIA HO TENA ANDRIAMANITRA