Les toquées Madagasikara 1

Les toquées Madagasikara 1

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Les toquées Madagasikara 1, College & University, ville, Antsirabe.

Photos from Les toquées Madagasikara 1's post 18/05/2026

Ity ary ilay nandrantsika eto Manakara!

Formation Petit Four na migniardise sy sabotsy izao (22sy23mai)

Tongava maro fa marobe ny zava-baovao ho hainao sy hitanao amin'io.

Toerana: Andranovato akaikin'ny EPP

Sarany natao mirary: 40.000ar
Tsy miantoka ingrédients intsony ianao

Contact:0341436204

Photos from Les toquées Madagasikara 1's post 05/02/2025

Salama daholo oh!
Ity indray ary ny programme tsika manaraka e

RECONVERSION PROFESSIONNELLE EN CUISINE/SNACK
FORMATION PROFESSIONNELLE CHEF TRAITEUR(module cocktail dejeunatoire)

Le 19-20-21 février 2025 hoavy izao
Ao @ Hôtel Diantana Antsirabe ny toerana

SARANY tsy miova

Contact 0341436204

Photos from Les toquées Madagasikara 1's post 04/02/2025

Efa hoavy ny programme, formation de cuisine hoantsika eto Antsirabe
Araho tsy tapaka page-tsika!

01/02/2025

Formation tao Antsirabe

30-31jan-01fev lasa teo
reo an👍

Alefanay eto ihany ny programme tsika manaraka fa araho tsy tapaka ny pejy

Mankasitraka oh! ndray ary

21/01/2025

Tsara anie ry zareo sady mahafinaritra ny mahay zavatra a😊

Izany antony anoloranay hoanareo ity formation miavaka be ity
FORMATION MAGASIN DE PATISSERIE
3andro ny faharetany
30-31jan 01fev 2025 izao ao Antsirabe

Sarany natao mirary par rapport ny an'ny hafa, nefa ny zavatra ho hainao ao tena tombony be hoanao entina miatrika fiainana sy mitady vola

Maro be ny karazan-javatra ho hainao ao anatin'izany
Toy ny:
👉moca
👉bavarois
👉opéra
👉éclaire
👉chouquette
👉paris brest
👉cup cake
👉glaçage
👉crème anglaise
👉mascarpone

Tongava maro fa tsy hanenina ianao
Formateur cool be, manao pratique daholo ianareo rehetra

Midira mp malaky ary zay tena vonona

07/12/2024

Efa manakaiky ity ny noely ry zareo a!
Ho fanamorana ny fandraisana ny commande bûche de noël tsika, de nataonay miendrika billet lay izy, fa tsy mampiova ny hahabeany anefa zany a👍

Misy karazany maro azonao isafidianana, mirary daholo reo
Manomboka am 16.000ar de efa mahazo tsara be
Amin'ny 24déc zao izahay no mamoaka ny commande nareo rehetra

Alefaso dienizao ary ny commande-nao

Photos from Les toquées Madagasikara 1's post 02/07/2024

Aza adino ny fotoanatsika amin'ny zoma sy sabotsy zao oooh !

❎ Vitsivitsy sisa ny place ❎

FORMATION PATISSERIE ET CUISINE eto Toliara
: 05 sy 06 juillet 2024(zoma sy sabotsy)

Reto avy no hatao amin'io:
:
-gâteau forêt noir
-Gâteau au fruit
-Génoise nature
-Génoise choco
-Glaçage miroir
-Ganache choco
:
-Quiche
-Pizza (10recette)
-Fiche technique
-Calzone
-Gratin

-PIOFANANA:100.000AR

: Jeunnesse Ankilifaly
Heures :8h30à11h30
14hà16h30

MAHAZO ATTESTATION REHEFA VITA FORMATION

Photos from Les toquées Madagasikara 1's post 29/06/2024

Aza variana tsika eto Toliara fa efa manakaiky ny fotoanatsika a👍
FORMATION PATISSERIE ET CUISINE

DATE:05sy06 juillet 2024(zoma sy sabotsy)
TOERANA : Jeunesse Ankilifaly
Ao am mp andinindininy

Photos from Les toquées Madagasikara 1's post 24/06/2024

Anjarantsika eto Toliara indray ary zao!
FORMATION PATISSERIE ET CUISINE
: 05 sy 06 juillet 2024

Reto avy no hatao amin'io:
:
-gâteau forêt noir
-Gâteau au fruit
-Génoise nature
-Génoise choco
-Glaçage miroir
-Ganache choco
:
-Quiche
-Pizza (10recette)
-Fiche technique
-Calzone
-Gratin
: Jeunnesse Ankilifaly
❎Voafetra ny toerana❎
MAHAZO ATTESTATION REHEFA VITA FORMATION

plus d'info:034143602 04, na midira mp avy hatrany

Photos from Les toquées Madagasikara 1's post 22/06/2024

Anjarantsika eto Toliara indray ary zao!
FORMATION PATISSERIE ET CUISINE
: 05sy 06juillet 2024

Reto avy no hatao amin'io:
:
-gâteau forêt noir
-Gâteau au fruit
-Génoise nature
-Génoise choco
-Glaçage miroir
-Ganache choco
:
-Quiche
-Pizza (10recette)
-Fiche technique
-Calzone
-Gratin
: Jeunnesse Ankilifaly
❎Voafetra ny toerana❎
MAHAZO ATTESTATION REHEFA VITA FORMATION

plus d'info:034143602 04, na midira mp avy hatrany

Want your school to be the top-listed School/college in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ville
Antsirabe
110