Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM

Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM

Share

unité d'Orthopedie et de Rééducation fonctionnelle

09/02/2026

Ireo tolotra afaka sitrahana ao amin’ny Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM indray no hozaraina amintsika amin’ny fandaharana ny Talata 10 febroary ho avy izao. Ny fanontaniana dia afaka atao MP na eo @ commentaire na someso @ laharana 0347610500 na 0330310500, ao amin'ny 𝐅𝐌 𝟏𝟎𝟓.𝟎 hatrany ny fotoana amin’ny 14h30. Lazao hatrany ny namana, partagéo ny publication tsika.

21/10/2025

Tongava maro!aza hadino ny carnet

Photos from Centre de Rééducation Motrice de Madagascar - CRMM's post 17/05/2025

Tournée niarahana tamin'ny CROPH nijerena akaiky ny toe-pahasalaman'ireo olona manana fahasembanana manodidina ny faritra Amoron'i Mania.Olona 557 moa voaray nandritry ny 2 herinandro nanaovana ny tournée.Mankasitraka an'ny zareo CROPH Amoron'i Mania mandray an-tanana ireo olona manana fahasembanana.

27/10/2023

Journée mondiale de la lutte contre les AVC
FMC

25/10/2023

AMPR Mada.

Tongava ao aminy Centre D'appareillage manao fizahana ara-pahasalamana o

25/09/2023

Salama o

Ny Centre dia hanao varavarana misokatra izay manomboka amin'ny Alakamisy faha 28 ka hatramin'ny 30 Septembre hoavy izao.
Misy tolotra ara- pitsaboina mamaimaimpoana mandritran' io hateloana io.
Itero avy ireo tolotra ireo:
✅️ Fizahana ara-pahasalamana ho an'ny zaza na olondehibe manana olona momba ny ratsan-batana na hazo-damosina
✅️ Torohevitra amin'ny Fanarenana ara-batana
✅️ Torohevitra amin'ny Ergothérapie
✅️ Torohevitra sy fandraisana antanana psycho-sociale.
✅️ Fandraisana antanana ny zaza mivady tongotra (pied bot)

Mirary soa sy ny tsara eee

28/04/2023

Vidéo kely, taminy fanaovana essai prothèse ( na solotognotra) izay fiaraha-miasa aminy CRMM sy Institut Mon Plaisir de Valence

11/04/2023

Ny CRMM sy ny équipe rehetra dia faly manasa anao aminy varavarana misokatra izay karakariana ato aminy CRMM manomboka ny 14 ka hatraminy 16 Avril 2023 izao.

08/04/2023

La traumatologie

08/04/2023

Miarahaba isika rehetra tsy ankanavaka.
Maro ianareo mangataka ny numero na contact an’ ny centre CRMM.
Ny contact hahafahana mifandray aminy filankevitra ( Acceuil) ato aminy CRMM dia ny 0383958066

Io laharana io dia afaka antsoina ny Alatsinainy ka hatraminy Zoma manomboka aminy 08ora maraina ka hatraminy 04ora ariva.
Mirary soa antsika mianakavy

Want your school to be the top-listed School/college in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


CRMM
Antsirabe
110