24/01/2023
FORMATION EN CONFISERIE ET SAVONNERIE
: zoma 27 janoary na zoma 3 febroary
Aza adino fa mbola fotoanan'ny voankazo izao afahanao manodina azy mba aforonanao asa-tena
Zavatra ianarana : confiture, compote de fruit, pâte de fruit, séchage de fruit
Izay tsy ilaina fitaovana bé fa vilany sy fantana no ampiasaina
: Sabotsy 28 Janoary na sabotsy 4 febroary
hianarana manamboatra ny savony sy ny tontolony izay afaka ataonao vadin'asa na asa-tena ihany koa eny Na ampiasaina aoantrano aza satria efa iraha-mahalala ny fiankaran'ny vidinentana
Zavatra hianarana: savon de beauté, savon commerciale, savon multi-usages, savon transparent, shampoing, lave vitre, Lave sol, liquide vaisselle
Bonus: gel hydroalcoolique Ary vinaigre
Hianarana saponification à chaud sy à froid
Tsy mila fitaovana bé fa mianga amin'izay hanana ihany koa
Toerana : Dobo Art Antsirabe Ampatana
Contact : 034 60 039 37 / 034 90 697 90