Association Acacia Madagascar - Officiel

Association Acacia Madagascar - Officiel

Share

Notre but est d'aider les enfants et les jeunes à finir leurs études et d'avoir un bon avenir

19/11/2025

OFFRE D'EMPLOI

Recherche une personne apte à enseigner : français et anglais 3eme à Antsirabe ville

12/10/2025

ARARAOTY :
FRANÇAIS PARLÉ spécial samedi @ 2h00
👉 500 ar/séance (durée 3 mois)
TONGA DIA MAHAY MITENY

18/08/2025

SARAM-PIANARANA

🎆 Ho fitsinjovana ireo raiamandreny sy ireo mpianatra Haka BEPC sy BACC,

Ny association Acacia Dia hiantoka ny atsasaky ny droit d'inscription an'ireo ankizy 50 (ao @ mp ny critères de sélection) voafidy, Haka BEPC sy BACC @ ity

Izay rehetra Liana Dia mandefasa avy hatrany

💥NB: Marihina fa ao @ ny sekoly miara-miasa aminay no manankery ity offres ity

Photos from Association Acacia Madagascar - Officiel's post 12/08/2025

🔥 VAO MISY VAO TONGA

❤️ FANOHANANA NY

🙏 MIVAROTRA charbon Kininina @ vidiny mirary (kitapo lehibe 250kg) izahay

👉 Mandray commande
👉 Manao livraison

🙏 Raha hividy charbon ihany Dia MBA aty mividy

Photos from Association Acacia Madagascar - Officiel's post 25/07/2025

❤️ FANOHANANA NY

🙏 MIVAROTRA charbon Kininina @ vidiny mirary (kitapo lehibe 250kg) izahay

👉 Mandray commande
👉 Manao livraison

🙏 Raha hividy charbon ihany Dia MBA aty mividy

18/12/2024

BE

Hisokatra ny Club de Francais ato aminay ny Sabotsy 21 Déc @ 13h Pour 10 ans et plus

Sur mp ny inscription

28/09/2024

Ho matotra izy rehefa lehibe ... " 😅

22/08/2024

Hiantoka ny antsasaka ankizy 40 Haka sy izahay
(Mandritra ny taom-pianarana)
ze liana ANTSIRABE

22/07/2024

FIANARANA MITENY FRANÇAIS

TONGA DIA PARLÉ AVY HATRANY
(@ Sabotsy @ 2h ny inscription)

Want your school to be the top-listed School/college in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antsirabe
110