CFM - Coupe et couture Formation Machiniste

CFM - Coupe et couture Formation Machiniste Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFM - Coupe et couture Formation Machiniste, Education, Antsirabe.

Faly miarahaba antsika rehetra izahay ato amin'ny CFM Antsirabe Ilazana isika fa tsy mandray mpianatra intsony izahay fa...
12/08/2026

Faly miarahaba antsika rehetra izahay ato amin'ny CFM Antsirabe
Ilazana isika fa tsy mandray mpianatra intsony izahay fa misehatra tanteraka amin'ny habillement 👔🪡
Mandray commande rehetra toy ny Tee-shirt , polo , veste, costume, combinaison sns
Raha mahalina anao ary izany dia manasa anao hiantso avy hatrany ny numéro
👇🏻👇🏻👇🏻
0345493993
0339110638
Réservéo mialoha àry ny anao fa voafetra ihany no raisina ary efa maro no nahazo fahafaham-pò😉
Toerana : Antsirabe fa mandray ny any amin'ny faritra ihany koa

18/02/2025

Nifindra aty Ampatana ny CFM,formation machiniste ,araraoty fa mandray mpiasa n'y orin'asa amizao,antsoy n'y 0339110638, herin'andro iany dia aza antoka ny fahaizanao

Ho anareo Mbola tsy nisoratra anarana ato amin'ny CFM,Mbola mitohy ny fandraisana ato aminay ,amin'ny sarany ambany dia ...
10/10/2023

Ho anareo Mbola tsy nisoratra anarana ato amin'ny CFM,Mbola mitohy ny fandraisana ato aminay ,amin'ny sarany ambany dia ambany takatry ny fahefamividy ny rehetra,CFM ANTSIRABE

10/10/2023

Miarahaba anareo
Mbola mitohy ny fisoratana anarana ato @ CFM eto antsirabe ary misy koa ny kilasy mandry
Ny sarapianarana dia mirary ary ahazahoana traikefa ao anatin'ny fotoana fohy

Ho antsika eto Antsirabe ,machine industriel piqueuse mandeha  tsara ,matanjaka tsara,mahazaka lamba matevina,saingy tsy...
27/09/2023

Ho antsika eto Antsirabe ,machine industriel piqueuse mandeha tsara ,matanjaka tsara,mahazaka lamba matevina,saingy tsy misy moteur ,amidy 2million fotsiny

09/09/2023

Fampianarana zaitra amin'ny fomba tsotra indrindra ary mora hay,amin'ny sarany mora indrindra,zakan'ny fahefa_mividy n'y rehetra

06/09/2023

Ilazana isika te hiasa @ zone franche manomboka n'y fisoratana anarana ato @ CFM.

06/09/2023

FORMATION Sérigraphie ,machiniste

05/09/2023

Manomboka indray ny fisoratanana
anarana ato ho an'ireo hanao formation machiniste sy hanao coupe et couture 🤗 ✏️✂️
Mirary dia mirary ny saram-pianarana 💐
Contact : +261345493993

04/09/2023

Miarahaba Tompoko oh 👋
NIFINDRA EO AMIN'NY LYCÉE ANDRÉ RESAMPA ANTSIRABE [LARA] IZAHAY.
Ao ambadiky ny MILANGO, be moto 🤗
Ity ny contact : +261345493993.
MAMPANAO FORMATION MACHINISTE SY COUPE ET COUTURE IZAHAY amin'ny sarany mirary.
Misaotra indrindra 🙏

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261339110638

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFM - Coupe et couture Formation Machiniste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category