Mpianatra allemand eto Antsirabe

Mpianatra allemand eto Antsirabe Pejy natokana ho an'ireo izay te hianatra allemand na maniry ny ho any Allemagne

11/02/2022
06/01/2022

Frohes neues Jahr!!! 😘😘
Amin'ny alatsiainy 10/01/2022 ho avy izao ny fidirana manaraka ka aza tara ary misoratra anarana oh 😊😊
Schönen Tag!!! 😘😘

27/10/2021

Hallo!
Efa misokatra indray ny fisoratana anarana ho an'ny débutant.
Aza misalasala mandefa hafatra miafina ary.
Misaotra betsaka!

08/09/2021

Miarahaba antsika rehetra! Mbola tsy tara raha izao no hisoratra anarana @ débutant.
Aza misalasala àry mandefa mp na miantso mivantana!
Bonne journée daholo!

10/03/2021

Raha misy ankizy efa manana A2 ka mitady famille d'accueil dia aza misalasala manoratra sahady.
Danke!!!

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpianatra allemand eto Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share