30/01/2022
Ho antsika Ray aman-dReny, Mpianatra, Mpanabe -Mpampianatra: miverina amin'ny laoniny ny fianarana ho an'ny rahampitso. Noho izany, aza hadinoina ary fa miditra amin'ny 7 ora sy fahefany (hoan'ny Collège sy Lycée) ary manao fitafy MALAGASY isika Mpianatra.
Misaotra antsika dia samia ho tena Andriamanitra aby eee!!!