Niolas farm menabe

Niolas farm menabe Misy koa ny atody BIEN Fรฉcondรฉ๐Ÿ™๐Ÿผ. Tel:0387296100.

๐Ÿ’๐ŸŽ“Sahia mandany hery sy fotoana ary vola raha toa ka Hanatsara hatrany ny fiompiana akoho ianao.
๐Ÿ ๐Ÿค๐Ÿ”NIOLAS FARM --- Dia:--
Mamokatra Poussin kurolier ary race pure 100%hatrany ๐Ÿค๐Ÿ”.

20/05/2026

๐Ÿฅฐ๐Ÿคฉmanala sorisory aloa no azo lazaina,๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š๐Ÿฅฑ

๐ŸฅฐRaiso an-tanana ny fiompianao mba ho antokin'ny vokatrao,๐Ÿคฉ.Mandalo izao ny areti-kiso ka taneo ny ravina tanatanamanga ...
20/05/2026

๐ŸฅฐRaiso an-tanana ny fiompianao mba ho antokin'ny vokatrao,๐Ÿคฉ.
Mandalo izao ny areti-kiso ka taneo ny ravina tanatanamanga atao tambavy mba ho fiaro ny kisoa anao.

๐Ÿ–๐Ÿ’ฐTsara ny miompy ho an'izay manana fikirizana๐Ÿ’‰๐Ÿ–
18/04/2026

๐Ÿ–๐Ÿ’ฐTsara ny miompy ho an'izay manana fikirizana๐Ÿ’‰๐Ÿ–

Salama daholo รดh.Ho atsika izay tena mila azy ity . Alefako izy Aty faritra Menabe misy azy ity fa afaka atao livraison ...
02/01/2026

Salama daholo รดh.
Ho atsika izay tena mila azy ity . Alefako izy
Aty faritra Menabe misy azy ity fa afaka atao livraison tsara.
Akoho lahy co nu efa tena manaraka tsara.
Tel:0387296100

Ity indray ary ny fizarana manaraka๐Ÿ‘‡++Azo atao fanampi-tsakafo  tsara ny lavenona๐Ÿ’ฏ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ’ฏ++Fadio aloa ny manary azy ireny fa ...
30/12/2025

Ity indray ary ny fizarana manaraka๐Ÿ‘‡
++Azo atao fanampi-tsakafo tsara ny lavenona๐Ÿ’ฏ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ’ฏ++
Fadio aloa ny manary azy ireny fa ataovy @ toeram-piompiana fa anisany tena miatoka ny fahasalaman'ny akoho anao izy ireny.tsy voatery akoho anefa fa rehefa biby fiompinao. (Manala hamandoana ary manala ireo mikraoba rehetra sns)

-------Azonao atao aminy sakafo anefa izy io fa tandremo tsy azo atao be loatra fa atao kely ihany amin'izay mety sakafo ataonao. Tsy sakafo fototra anefa fa fanampiny ihany๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ’ฏ.
1. Mitondra otrikaina toy ny Calcium, phosphore, potassium sns ny lavenona izay manampy aminโ€™ny fanamafisana ny taolana, fanatsarana ny atodin'akoho, ny hozatra sns ka anisan'ny miantoka ny fampitomboana ny vatana izy noho izany

2. Manamafy ny hery fiarovanโ€™ny biby ihany koa ny fanomezana azy ny biby fiompy, manampy aminโ€™ny fiarovana aminโ€™ny aretina sy ny korontana mety hitranga
NB:::aleo mba lavenona azo aviamin'ny hazo no ampiasaina๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡.
Araho hatrany ny page tsika sao ianao tara vaovao ato @๐Ÿ”Niolas farm Menabe๐Ÿ”
Mahavanona hatrany ary tompoko ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ”

๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐ŸผSamy ho tahin'ny tompo daholo ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ
26/12/2025

๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐ŸผSamy ho tahin'ny tompo daholo ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ

Ho atsika ilay manotany atody amikoHoe misy atody ve tana ville.Efa misy izy ato. Tongava ary mp izay haka azy . Atody k...
20/12/2025

Ho atsika ilay manotany atody amiko
Hoe misy atody ve tana ville.
Efa misy izy ato. Tongava ary mp izay haka azy .
Atody kuroiler race pure 100% hatrany.
Ireo aminy sary ny parents.
Prix :3000ar ny iray.

Homena lesona vaovao indray ary ianao mpanaraka ny page rehetra. Ity ravina izay hitanao aminy sary ity no antsoinay hoe...
20/12/2025

Homena lesona vaovao indray ary ianao mpanaraka ny page rehetra.
Ity ravina izay hitanao aminy sary ity no antsoinay hoe (Neem) -na 150maladie no fahalalan'ny be sy ny maro azy.
Ireto ny asany :
๐Ÿ” Vermifuge naturel
๐Ÿ” antibacterien
๐Ÿ” antiparasitaire naturel
๐Ÿ”ary antibiotics Naturel ihany koa izy io no sady fisorohana ny akoho aminy peste (Newcastle)
Fomba fampiasa azy ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡.
4-5g vovony atao aminy rano mafanafana 1l. Avelao hifangaro tsara mandritriny 5 min vao homena ny akoho.
Atao in2 isakerinadro izy io.

Aoana anefa no fomba azahoana poudre azy io ??๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡
Alainao ireo ravina ireo ary apetraka @ toerana tsy tratriny Tanin'Andro ary avela ho maina ho azy eo ary iny no kosehina atao vovony na disaina.
TSY VOANDELAKA IZY IO๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ. Mba tsy hisian'ny message betsaka hanotany hoe voandelaka ve izy io ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ
Makasitraka hatrany aza adino mi s'abonner ny page tsika an ๐Ÿฅ๐Ÿค๐Ÿ”.
Efa misy koa Poussin kuroiler race pure hatrany๐Ÿ’ฏ๐Ÿ’ฏ. .

Eto dia homena lesona iray indray ianao ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ’ฏ. Raha somary malaina misakafo ny akoho anao na manjoretra tsy hay hoe aoana ...
18/12/2025

Eto dia homena lesona iray indray ianao ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ’ฏ.
Raha somary malaina misakafo ny akoho anao na manjoretra tsy hay hoe aoana .
Dia omeo dity Papay avy hatrany.
1sotro @ dity atao @ Rano 5l .
Omena in2 isakerinandro ary afaka atao koa anefa izy io na dia tsy misy soritra hafa2 aza.
Odikakana tena tsara be io hatoroko anao io ary anisany fanafody natoraly fampiasako izy io ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ’ฏ.
Makasitraka hatrany ary aza adino Mi-abonner ny page tsika ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ’ฏ

โœ”โœ” ๐Ÿ”๐Ÿ“Promotions  bee๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“๐Ÿ”๐Ÿ–โœ”โœ”Amin'_izao andro akaiky fety izao dia omena fihenam-bidy be ianareo mpanjifa ato @ NIOLAS FAR...
14/12/2025

โœ”โœ” ๐Ÿ”๐Ÿ“Promotions bee๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“๐Ÿ”๐Ÿ–โœ”โœ”
Amin'_izao andro akaiky fety izao dia omena fihenam-bidy be ianareo mpanjifa ato @ NIOLAS FARM ๐Ÿ”๐Ÿ“. Ho anareo izay tsy mbola nahazo teo aloa dia ireto indray ny dispo ato. Akoho kuroiler race pure ๐Ÿ’ฏ%%โœ…โœ”. Tonga dia miantso ianao na koa afaka mendefa mp avy hatrany.
Araraoty ary eeโœ…โœ…โœ”
โ—‹Manao livraison ary mandefa ๐Ÿš—๐Ÿš
โ—‹โ˜Ž:
:0345367550
:0389648943
:0387296100.

09/12/2025

Salama indray isika mpiompy akoho isany. Efa mba maro ihany izay no nalefako anareo momba ireo asany zavamaniry ka ity indray no masaka azoko atolotra hoanareo mba hampihena be ny depense aminy sakafo. Ny koho dia oatrany iaka mihinanan vary ihany eee๐Ÿ˜๐Ÿ˜Š tsy miditra raha toa ka tsy misy laoka.
Eto dia omena anao indray ny Vatan'Akondro. Izay sakafo tena hoe sakafo be otrikaina ary vitamin be. Araho hatrany ny pejy dia tsindrio ilay suivre ary aza adino ilay manisy j'aime fa homena anareo indray ny fampiasana azy. Tena tsotra nefa mahomby be ary tsy andany vola be intsony ianao aminy sakafo. Makasitraka.

Address

RN 34
Antsirabe Nord

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Niolas farm menabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Niolas farm menabe:

Shortcuts

Share