18/10/2020
💢ARARAOTY : PACK FIANARANA TENY ANGLISY mety hanampy anao mba hananana « hoavy mamiratra » kokoa.
- Boky « SPEAK REAL ENGLISH » + Phrasebook + CDs audio (accent américain)
- Magazine fianarana teny anglisy, mivoaka isam-bolana + CD audio (accents américain sy britannique).
Ireo hita ao anatiny :
1️⃣ Boky « SPEAK REAL ENGLISH » :
👉 Thèmes 60 mahery, mirakitra ireo VOAMBOLANA SY FOMBA FITENY TENA fampiasa amin’ny fiainana an-davanandro.
👉 Phrasebook, misy dikanteny malalaka (ANGLISY ↔️ MALAGASY)
👉 CD audio, misy dialogues sy lesona, ahafahana manao listening sy manatsara ny fahaizanao manonona (prononciation).
2️⃣ Magazine laharana voalohany amin’ny fianarana teny anglisy :
👉 Ahazoana voambolana maro samihafa, miaraka amin’ny fanazavana feno.
👉 Ahitana ireo phrasal verbs, idioms na koa slangs fampiasa matetika
👉 Ianarana grammaire anglaise amin’ny fomba mahafinaritra kokoa.
👉 Ahitana exercices maro ahafahana mampiana-tena, miaraka amin’ny corrigés.
👉 CD audio, ahafahana manao listening.
⁉️TSARA HO FANTATRA :
- VOKATRA ORIGINAUX daholo ireo satria mampigadra ny fanaovana photocopie tsy nahazoana alàlana 🚫.
- Azonao atao ny manao abonnement ho an’ilay magazine fianarana teny anglisy.
- Afaka mandefa any amin’ny faritra rehetra manerana an’i Madagasikara 🇲🇬 izahay.
Raha liana 😉🥰, na koa mila santionany (version électronique) dia tongava ao amin’ny MP. Afaka ihany koa miantso amin'ny nomerao 📞 034 89 171 95 / 033 14 747 02