Mention COMMO

Mention COMMO Mention Communication, Médiation, Médias et Organisations au sein du Domaine Arts, Lettres et Sciences Humaines à l'Université d'Antananarivo

Plateforme d'interaction entre les nouveaux bacheliers (et anciens) avec les responsables et les étudiants. Libre de répondre à tous vos questions!

Mbola mitohy ny fisoratana anarana hanao fanadinana hiditra taona voalohany na L1 COMMO ao amin'ny FLSH, Oniversiten'Ant...
04/11/2025

Mbola mitohy ny fisoratana anarana hanao fanadinana hiditra taona voalohany na L1 COMMO ao amin'ny FLSH, Oniversiten'Antananarivo. 😊

16 desambra 2025 : io ary ny daty vaovao hanaovana ny fanadinana hidirana taona voalohany ao amin'ny FLSH, Mention COMMO...
28/10/2025

16 desambra 2025 : io ary ny daty vaovao hanaovana ny fanadinana hidirana taona voalohany ao amin'ny FLSH, Mention COMMO
Mbola mitohy hatramin'ny 10 desambra 2025 ny fisoratana anarana hanao izany.

Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana hiditra taona voalohany eny amin'ny FLSH - Ankatso satr...
08/10/2025

Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana hiditra taona voalohany eny amin'ny FLSH - Ankatso satria mihemotra ny fotoanan'ny fanadinana.
Zaraina aminareo eto ihany ny daty vaovao rehefa mivoaka.
Ato amin'ny pejy Mention COMMO ihany manontany raha te hamantatra bebe kokoa ny tolotra misy amin'ny fiofanana an 😊.

Raha te hamantatra bebe kokoa ny tolotra fiofanana ao amin'ny zana-tsehatra serasera sy fifandraisana ianao, dia raisina...
12/09/2025

Raha te hamantatra bebe kokoa ny tolotra fiofanana ao amin'ny zana-tsehatra serasera sy fifandraisana ianao, dia raisinay ankafaliana androany 12 septambra 2025 ety Ambohitsaina.
Mention COMMO

Efa maro ianareo no nitsidika ny tranohevan'ny zana-tsehatra serasera sy fifandraisana omaly 11 septambra 2025. Mankasit...
11/09/2025

Efa maro ianareo no nitsidika ny tranohevan'ny zana-tsehatra serasera sy fifandraisana omaly 11 septambra 2025. Mankasitraka !!!
Mention COMMO

La Mention COMMO sera présente au Salon de l'étudiant de l'Université d'Antananarivo le 11 et le 12 septembre 2025.
08/09/2025

La Mention COMMO sera présente au Salon de l'étudiant de l'Université d'Antananarivo le 11 et le 12 septembre 2025.

Le concours d'entrée en première année de Licence Commo   se fera le 14 octobre 2025.Voici ce qu'il y a à savoir.
04/09/2025

Le concours d'entrée en première année de Licence Commo se fera le 14 octobre 2025.
Voici ce qu'il y a à savoir.

Les concours d'entrée en première année à l'université d'Antananarivo approchent. Voici ce qu'il y a à savoir concernant...
03/09/2025

Les concours d'entrée en première année à l'université d'Antananarivo approchent.
Voici ce qu'il y a à savoir concernant notre mention Communication, Médiation, Médias, Organisations, au sein de la Faculté des Lettres et Sciences Humaines.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 15:30
Tuesday 08:30 - 15:30
Wednesday 08:30 - 14:00
Thursday 08:30 - 15:30
Friday 08:30 - 15:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mention COMMO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category