Pazzapa School

Pazzapa School

Share

Pazzapa School,
chant, danse, théâtre, musique, spectacle.

19/01/2024

IZY R'ALL SON - i Hanitra mpihira amin'ny tarika dia nianatra hira tato amin'ny Pazzapa School. Namoaka ny vokatra izy izao ary hoy izy:

"Nanampy ahy ho lasa IZAHO : IZY R'ALL SON ny fidirako tao amin'ny PAZZAPA SCHOOL
1- Tena hay mila mianatra : misy teknika bé dia be tokony hianarana vao Tonga matihanina
2- Toro-hevitra maro raha te hanao carrière ho lasa mpihira sy momba ireo lalana rehetra tsy maintsy aleha vao KANTO no azoko tao,
3- Nahazoana traik'efa ny fihaonana amin'ireto mpanakanto mpihira maro izay tonga tao manome torohevitra
4 -Farany Sady ny IMPORTANT indrindra : tao @ PAZZAPA SCHOOL no namolavola ny "PERSONNALITE "ko ,izay tena efa ela bé mihitsy vao hita.

Tena hoe : AFA- PO"

09/01/2024

Toy izao ny fianarana Chant ato amin'ny Pazzapa School ...
Ankoatry ny fianarana en groupe dia raisina tsirairay koa ny mpianatra.

Raha hiditra ihany koa ianao dia aza misalasala
MP
0326800129
Pazzapa School Ambatobe Nanisana

Misy koa cours de
Piano
Danse Urbaine
Théâtre

24/11/2023

Mampiala voly, mampitombo ny fahaizana ny fianarana mozika. Mampianatra anao hilalao mozika.
Piano . Alarobia na Sabotsy , raisina manokana hatrany ny ankizy iray.

Mbola misokatra hatrany ny fandraisana ny mpianatra
Piano
Chant
Danse Urbaine
Théâtre (sous condition)

Inscription ouverte à Pazzapa School, Ambatobe Nanisana.
MP ou 0326800129

Photos from Pazzapa School's post 12/10/2023

Plongez dans le monde vibrant de la danse Urbaine avec Pazzapa School!
La rentrée approche, inscrivez-vous dès maintenant pour bouger, apprendre et épanouir votre passion avec nos instructeurs exceptionnels. Ne manquez pas l'occasion de développer vos compétences et de vivre l'art de la danse à son apogée!

📆 Jours : Mercredi et Samedi
⏰ Horaires : 13h et 14h30
💰 Tarif : 70 000 Ar / mois
🕺 Styles : Hip Hop, Afro-fusion, Dancehall et plus encore!
Contact: MP ou 0326800129

Photos from Pazzapa School's post 12/10/2023

Ce que vous apprendrez avec notre cours de chant :

- Améliorer le Débit Respiratoire et le Dosage de l'Air
- Soulager la Tension
- Améliorer le Placement Vocal
- Trouver Votre Vraie Voix naturelle
- Construire une Résonance
- Chantez des chansons que vous appréciez
- Relevez le défi avec de nouveaux styles

Cours en groupe, avec un suivi individuel
Places très limitées

INSCRIPTION OUVERTE
Début des cours Samedi 14 Octobre

Pazzapa School - Ambatobe Nanisana
Contact: MP ou 0326800129

11/10/2023

Sombin'ny seho famaranana ny fianarana tamin'ny taona lasa ity.

Hanomboka ny taona vaovao sabotsy 14 octobre izao ka tongava misoratra anarana.

Chant
Danse Urbaine
Piano
Théâtre

Pazzapa School. Ambatobe Nanisana
0326800129
MP misokatra ihany koa

07/10/2023

Ho anao mitady zavatra atao amin'ny ora tsy fianarana,
Ho anao te hampivelatra ny talentanao,
Ho anao te hiditra ho matihanina amin'ny fampisehoana

Ato no tokony alehanao : Pazzapa School
Mampianatra : Hira, Dihy, Mozika, Teatra

032 68 00 129 na MP na tongava eny Ambatobe Nanisana

Photos from Pazzapa School's post 07/10/2023

Ety Ambatobe ny toerana vaovao misy ny Pazzapa School , amin'ny rocade Nanisana no mitodika toy ny handeha Ambatobe.

Io amin'ny sary io ary misy panneau famantarana

Afaka hita amin'ny Google Maps ihany koa regefa atao hoe "Pazzapa School"

05/10/2023

Rejoignez le mouvement!
Maitrisez votre corps

Cours de Danse Urbaine à Pazzapa School
A partir du SAMEDI 14 OCTOBRE 2023
INSCRIPTION OUVERTE

Places très limitées

Pazzapa School Ambatobe Nanisana (ouverte samedi et mercredi après-midi)
032 68 00 129

05/10/2023

Nos cours de Chant,
vont vous permettre d'explorer votre talent, d'acquerir des techniques pour vous améliorer .
Cours en groupe avec un suivi en individuel
Samedi 8h / Vendredi en individuel (horaire au choix)

Rejoignez nos cours pour avoir un appui pour votre carrière musicale
RENTREE: 14 OCTOBRE 2023
INSCRIPTION DEJA OUVERTE
Pazzapa School Ambatobe Nanisana / 032 68 00 129

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 16:00