Korean Academy MDG

Korean Academy MDG

Share

Le tout premier Club Académique Coréen ouvert à Madagascar pour tous les passionnés de la cultur

16/05/2022

Avis à tous.Notre siège est maintenant Andavamamba.près de l église catholique.1ere étage de ce batiment.contact 0349605170

15/05/2022

Avis à tous. prochaine vague .
cours en Salle pour les débutant(e)s
Rentrée:samedi04 juin 2022
Lieu et inscription.Andavamamba(près eglise catholique )
Droit :20.000ar
Frais de formation 30000ar/mois. Niveau1durée:3mois
Info line:0349605170.
Objectifs:préparation aux examens topics(pour Des bourses extérieur)

Activités:
Savoir lire ,écrire Les hanguls
Grammaire,conjugaison
Ecoute et traduction (chanson,drama)
Maitriser les conversations quotidiennes
Place limitée

15/05/2022

[Semaine de la Corée 2022]

Mandritra ny Herinandro hoan'i Korea, ny Masoivohon'i Korea eto Madagasikara dia manolotra antsika hetsika ara-kolotsaina izay hahafahantsika mamantatra ny kolotsaina koreana.

A l'occasion de la Semaine de la Corée 2022, l'Ambassade de la République de Corée à Madagascar vous invite à ses évènements culturels qui vous permettront de vous immerger dans la culture coréenne !

Pour plus d'infos, restez connectés !

02/01/2021

여러분, 새해 복 많이 받으세요
🇰🇷🇲🇬

05/12/2020

Momba ny fitadiavana vatsim-pianarana hatrany 😊😊
Vonjivonjeo fa efa kely sisa dia hifarana ny fisoratana anarana .
🇰🇷🇰🇷🇲🇬

👉Vatsim-pianarana feno ao Coree atsimo👈

👉KAIST na “Korea Advanced Institute of Science and Technology” dia anisan’ireo oniversity tsara indrindra ao Coree atsimo.

👉Ny KAIST dia manolotra vatsim-pianarana feno ahafahan’ny mpianatra rehetra maneran-tany misoratra anarana ho an’ny taom-pianarana 2021-2022.
👉Ity vatsim-pianarana ity dia natokana ho an’ireo mikasa hanao “Licence, master na doctorat” any an-toerana.
👉Anisan’ny iantohan’izy ireo anatin’izany ny saram-pianarana rehetra mandra-pahavitanao ny fianarana any.
👉Hisy ihany koa ny vola ho raisina isam-bolana izay mitentina 300$ Americana izay mety mbola hiampy mandritra ny fotoana hanaovana recherche any @ fin d’etude.
👉Ny fisoratana anarana dia manomboka amin’ny 9 Novembre 2020 ho avy izao ary hikatona ny 15 Janoary 2021, manam-potoana tsara isika hanomanana sy hisoratana anarana.
👉Tsara ny manamarika fa sarotsarotra ny fisoratana anarana koa manasa anao hamaky tsara amin’ny atsakany sy andavanay ny information momba ity vatsim-pianarana ity ao amin’ny tranon-kala amin’ny alalan’ny rohy etsy ambany raha toa ka liana ianao.
👉Tafiditra ao anatin’ny document ilaina ny certificate de langue anglais TOEFL na IELTS.
👉Ny document rehetra dia adika amin’ny teny anglisy na Coreen avokoa.
👉Misy ny saram-pisoratana anarana izay mitentina 80$ Americana ho an’ity vatsim-pianarana ity, tsy alefa aty amin’ny Izaranet akory izany fa alefa mivantana any amin’ny oniversity.

👉Ho amin’ny fanazavana fanampiny, ny domaine d’etude, ny fisoratana anarana sy document ilaina dia hitanao ao amin’ny https://izaranet.com/article.php?lang=fr&articleid=73

👉Afaka mandefa hafatra miafina na manoratra ao amin’ny commentaire hatrany ireo izay manana fanontaniana fa ho ezahinay valina.
👉Manasa anao anefa hamaky tsara ny information rehetra ao amin’ny tranon-kala vao miroso amin’ny fanontaniana.

05/12/2020

Ho antsika izay mitady vatsim-pianarana any Korea, ireto misy rohy maromaro mety ahitanao izay sahaza anao 😊😊



🇰🇷🇲🇬

South Korea Scholarships 2021 - Study in Korea

1) UST Scholarships in South Korea 2021 [Full Scholarship]
Link: https://bit.ly/3gHZvGb

2) KAIST Undergraduate Scholarship 2021 [Full Scholarship]
Link: https://bit.ly/3baIzHj

3) GIST Scholarship in South Korea 2021 [Fully Funded]
Link: https://bit.ly/3baCPNA

4) KAIST Unversity Scholarship for Masters & PhD 2021
Link: https://bit.ly/31KzrpH

Photos from Korean Academy MDG's post 15/08/2020

À partir de maintenant, nous allons vous partager de superbes photos & informations sur notre 🇰🇷 (endroits historiques, Oppa & Unnie 😍 , & trend, Oppa etc. )
Abonnez vous à notre page pour vous immerger dans la K-Culture ❣️ (et invitez vos amis😊😁)

08/08/2020

Hey Hey Hey 👋
J-?? Kely sisa dia hanomboka ny cours en ligne (Aza matahotra fa publienay eto ihany ny momba ny fisoratana anarana).
Na izany aza dia ihezaka ny anoratra ho anareo eto foana izahay mandrapaha ✍️

07/05/2020

Hellloooo !!
Compte tenu la situation actuelle de notre pays, les cours présentiels sont suspendus.
Nous sommes en train de mêtre au point des cours à distance et nous vous tiendrons informés .
Merci pour votre compréhension . :-)
En attendant, restez en bonne santé, restez chez vous 😷

19/07/2019

Bonjour.
Nous proposons des cours de langue Coréenne pour les passionés 😍.
Les cours ont lieu tous les samedis, à 67 ha Sud, en face de Marthe Hervé Ankasina.

Venez en message privé pour plus d'infos 😊🇰🇷

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo