Lycée Privé Manohisoa

Lycée Privé Manohisoa

Share

"Fahaizana ombam-pahendrena izay no tena harena"

Photos from Lycée Privé Manohisoa's post 18/07/2024

🎉🎉Faly izahay miarahaba ireo mpianatra rehetra afaka BEPC tamin'ity taona ity! 🎓
Hita fa tsara ny vokatra teto amin'ny Lycée Privé Manohisoa na tamin'ny CEPE izany na tamin'ny BEPC. 👏
Mankasitraka ny ezaka nataon'ny mpianatra, ny ray aman-dreny ary ny mpampianatra rehetra izahay.
Maniry izahay mba hitohy hatrany ny fahombiazana ary mirary soa sahady ho an'ireo mpianatra hiatrika ny fanadinana Baccalauréat amin'ny herinandro. 💪🍀

09/07/2024

🎒 Lycée Privé Manohisoa 📚

Misokatra ho antsika amin’ity taona ity ny classe préscolaire sy primaire ao amin’ny LP Manohisoa III, Imerintsiatosika. 🎉

Manomboka ny 08 Jolay 2024 ny fisoratana anarana sy ny fanavaozana fisoratana amin'ireo toerana telo misy ny LP Manohisoa(Alakamisy, Ambatomirahavavy, Imerintsiatosika).

Ireto avy ny antontan-taratasy ilaina amin'izany:
- sary tapaka 3 📸
- bulletin de note III Trimestre 📄.

Miandry anareo izahay ho amin’ny taom-pianarana vaovao izay hanomboka ny 09 Septambra 2024. 📅

Tsy miova ny droit d'inscription sy ny écolage.

Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana: 📞 033 14 493 72 na tsidiho ny pejy Facebook-nay: Lycée Privé Manohisoa.

Tongava mialoha sao feno ny toerana 🌟

Photos from Lycée Privé Manohisoa's post 23/06/2024

Amin-kafaliana sy rehareha lehibe no iarahabana anareo tamin'izao fahombiazana lehibe azo amin'ny CEPE izao. Mankasitraka anareo rehetra izahay noho ny fiezahanareo, ny herim-ponareo, ary ny fitiavanareo ny fianarana.

Tsy adino ny maneho fisaorana lehibe ho an'i Maitresse Hanitra, izay nanohana, nampianatra, ary nitarika anareo , làlana sarotra sy lava. Misaotra anao Maitresse noho ny ezaka sy fanoloran-tenanao.


Photos from Lycée Privé Manohisoa's post 30/05/2024

Fitsangatsanganan'ny mpianatry ny Lycée Privé Manohisoa

Photos from Kanto Raveloson's post 02/05/2024
Photos from Lycée Privé Manohisoa's post 24/08/2023

Félicitations aux élèves du Lycée privé Manohisoa pour leur réussite au Baccalauréat, témoignant de leur engagement et de leur travail. Pour ceux qui n'ont pas réussi, il est important de se rappeler que les échecs ne définissent pas leur valeur, mais offrent plutôt des occasions d'apprentissage et de croissance. Qu'ils continuent à persévérer avec courage pour atteindre leurs objectifs futurs, en sachant que chaque étape est une opportunité de progresser.

Photos from Lycée Privé Manohisoa's post 13/07/2023

Félicitations aux élèves du Lycée Privé Manohisoa pour leur succès au BEPC 2023 ! Pour ceux qui n'ont pas réussi, ne perdez pas courage et utilisez cette expérience comme une opportunité d'apprentissage. Continuez à travailler dur pour atteindre vos objectifs futurs.

26/06/2023

Félicitations à tous nos élèves qui ont réussi leur examen du CEPE en 2023
👍 100% 💪

20/06/2023

Mirary soa ho an'ireo mpanala fanadinana CEPE.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Lycee Prive Manohisoa
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00