06/05/2025
ANNEXE " ECOLE LES FANFARONS " (Montessori) enseignement en Malagasy, Français et Anglais
Ny sekoly LES FANFARONS Annexe Antalata Ampanefy dia misokatra hoan'ny taom-pianarana 2025-2026 ho avy izao. Misy ny PORTE OUVERTE isaky ny SABOTSY MARAINA manomboka amin'ny 8h30 hatramin'ny 12h.
Ny inscription dia gratuit
Mandray ankizy 18 volana hatramin’ny 06 taona izahay izay mitsinjara kilasy Bébé Section (B.B.S), Petite section(P.S), ary Grande Section (G.S)
Misy ihany koa ny Cantine Scolaire ho an'ireo zaza tsy afaka mody.
Ora fianarana:
- Ny maraina : 8h - 11h
- Ny hariva : 14h - 16h
Tsy mianatra ny Alarobia hariva sy ny Sabotsy
Ny système éducatif dia MONTESSORI en MALAGASY - FRANCAIS - ANGLAIS
Raha mila fanazavana fanampiny na haka rendez-vous dia miantsoa ny laharana: 038 43 618 02 na ny 034 53 853 98
Pejy Facebook : Kolejy Les Fanfarons - Ecole Les Fanfarons Montessori
12/06/2023
15/04/2022
02/04/2022
02/04/2022
02/04/2022
19/12/2021
23/11/2019