IN.FAS Amboditsiry

IN.FAS Amboditsiry

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IN.FAS Amboditsiry, School, Amboditsiry, Antananarivo.

❌INstitut de Formation en Aides Soignantes❌
⛔️AGREER PAR L’ETAT⛔️
Arrété: 15228/15229/METFP/MINSAN
⛔️RECONNUE PAR LA FOP ⛔️
Arrété: 34954/CNEAT/ MTEFOP
⛔️034 91 955 89⛔️

02/06/2026

Diplôme d’etat reconnu par la fonction publique ( FOP) délivré après la formation

01/06/2026

Hilazana ny AS 23/J fa miverina mianatra cours theorie en salle ianareo manomboka ny 09 Juin 2026 ho avy izao , aoka hifampilaza .

28/05/2026

Diplôme d’état reconnu par la FOP délivré après la formation.

19/05/2026

Hilazana ireo mpianatra cours spécial samedi fa tsy misy cours ianareo @ sabotsy 23 Mai 2026 ho avy izao , aoka hifampilaza , merci

12/05/2026

Prochaine rentrée ho an’ny cours spécial accéléré 3mois : 03 Aout 2026 ,
☎️ 0349195589

04/05/2026

Rappel :
Rentrée cours spécial 3mois:
04 Mai 2026 à 11h
☎️0349195589

29/04/2026

Efa ao ny livret de Stage ary afaka alaina ho an’ireo nanao stage tany @ hopitalim-panjakana t@ mois de Mars , aoka hifampilaza , merci

21/04/2026

Ho an’ireo manontany , @ mois de novembre 2026 indray vao misy ny rentrée ho an’ny cours normal 13mois sy cours spécial samedi 18mois, mandefa publication eto foana izahay momba izany. 0349195589

16/04/2026

Fanamarihana kely indray ho an’ireo manontany ,sady mandefa stage any @ HOPITALIM-PANJAKANA izahay no mandefa any @ CLINIQUE PRIVEE eto Antananarivo , akotran’izay dia mandefa stage @ ireo karazana hospice sy centre spècialisée maro eto Antananarivo koa izahay , izay averina foana fa izahay no miantoka ireo stage ireo fa tsy ny mpianatra akory no mitady izany , raha mila fanazavana fanampiny dia tsara miantso avy hatrany tompoko
☎️ : 034 91 955 89

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Amboditsiry
Antananarivo
101