Ho Avy Mamirata

Ho Avy Mamirata

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ho Avy Mamirata, Education, Antananarivo.

04/09/2025

🌏📦 Ahoana ny Fanafarana Entana avy any Chine no Afaka Manova ny Business-nao?
⚡💼 Nahoana ny fanafarana avy any Chine no lasa fomba haingana indrindra hanombohana Business?

💰📈 Tombony lehibe amin’ny fanafarana avy any Chine
1. 💵 Vidiny ambany → tombony avo
2. 🛍️ Safidy tsy misy fiafarany
3. 🤝 Fahafahana mifampiraharaha

⚠️ Fahadisoana mahazatra ataon’ny vao manomboka
❌ Mividy amin’ny olona tsy azo antoka → entana ratsy → very vola
❌ Tsy mahatakatra ny fomba fandoavam-bola sy fandefasana →lany vola be

📚 Ny vahaolana: Torolalana feno fanafarana avy any Chine
✅ Ahoana ny hahitana mpamatsy azo antoka sy hanamarinana azy ao amin'ny 1688
✅ Ny dingana mazava: fikarohana entana → quotation → fandoavam-bola → fandefasana → douane
✅ Torohevitra tsy maintsy fantatra mba hisorohana ny fatiantoka
✅ Paikady hanombohana amin’ny entana kely nefa hahazoana tombony haingana

🚀 Vonona ve ianao hanomboka ny dianao?
👉 Raha liana ianao hahazo ny Boky Torolalana Feno Fanafarana Entana avy any Chine, dia aza misalasala mandefa hafatra miafina avy hatrany

🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara – na aiza na aiza misy anao dia tonga ny boky.








31/08/2025

⚡ Barea de Madagascar, Vice-Champion CHAN 2025! ⚽

Na dia tsy nahazo ny amboara aza, dia mpandresy ao am-pon’ny Malagasy ny Barea! 💥
Ny herim-po, ny fahaiza-manao ary ny finiavana nasehon’izy ireo tamin’ny fifaninanana dia manome aingam-panahy ho an’ny tanora rehetra sy ny mpankafy baolina kitra manerana ny nosy.

📣 Tohano hatrany ny Barea, zarao amin’ny namana, ary miaraha mientana amin’ny fanohanana ny ekipa Malagasy! 🇲🇬



30/08/2025

🚀 Boost Réaction: Marina ve? Ahoana ny Application-ny?

Maro ny olona mandre momba ny hoe “boost réactions” ao amin’ny Facebook, nefa tsy mazava tsara raha tena misy izany na tsia 🤔. Andeha hazavaina eto ny tena marina sy ny fomba fiasany.

💡 Inona no atao hoe “Boost Réaction”?

👉 Tsy misy bouton ofisialy hoe Boost Réaction ao amin’i Facebook.
👉 Ny hany ofisialy dia ny Boost Post (objectif: Engagement), izay afaka mampitombo réactions amin’ny fomba ara-dalàna ✔️.
👉 Misy ihany koa anefa ny application ivelany milaza fa afaka manampy réactions haingana ⚠️.

📱 Karazana Application Boost Réaction
1️⃣ Application ivelan’i Meta (tsy ofisialy)
- Milaza hoe “1000 réactions avy hatrany” ⚡
- Miasa amin’ny bot na compte fako.

❌ Olana lehibe:
- Tsy tena olona no manindry.
- Tsy mahasoa amin’ny marketing.
- Mety hiteraka loza: kaonty voahidy na hack mihitsy aza 🔒.

2️⃣ Application ofisialy (Meta Business Suite / Ads Manager)
✅ Ireo no app ofisialy avy amin’i Meta.
- Afaka manao Boost Post (Engagement).
- Ny réactions azo dia avy amin’ny olona tena misy 👥.
- Azo antoka sy tena mahasoa amin’ny marketing 🚀.

🤔 Tokony hifidy ahoana?
Raha te hahazo isa fotsiny (fa tsy misy valeur) → mety hampiasa ny app ivelany, fa loza be ⚠️.

Raha te hahazo vokatra ara-barotra sy olona tena liana → fidio hatrany ny Meta Business Suite na Ads Manager.

📝 FEHINY
Eny, misy tokoa ny “application boost réactions”, saingy tsy mitovy:

🔴 Ivelany = loza, tsy mahasoa amin’ny varotra.
🟢 Ofisialy = azo antoka, manampy ny orinasanao hahazo olona tena liana.

👉 Raha mitady vokatra maharitra ianao, dia fidio hatrany ny fomba ofisialy noforonin’i Meta ✅, ary manangana stratégie marketing madio sy matihanina 🎯.

🔥 Te hahazo réactions sy engagement ara-dalàna?
👉 Soraty “Handeha hianatra” etsy ambany ary hozaraina aminao ny fomba ofisialy sy azo antoka!

💬 Zarao ny traikefanao raha efa nanandrana app ivelany.

29/08/2025

"Tsara ny vokatrao? 🎯 Tsy ampy izany 😅…
👉Ny fomba fampisehoana azy 😎 sy ny fomba ifandraisanao amin’ny mpanjifa 🤝 no tena zava-dehibe.
Ahoana ny fomba ataonao mba hahasarika ny olona? Zarao eto ambany 👇"






25/08/2025

🌟 HO AVY MAMIRATRA
Fanantenana ✨ + Fahaiza-manao 💡 + Fahombiazana 🏆

Tongasoa eto amin’ny Hoavy Mamiratra!
Ity page ity dia natao ho an'ny tanora sy lehibe, manampahaizana na tsia, izay te hahaleo tena ara-bola sy hanangana orinasa mahomby.

💡 Ny tanjonay:

Hianatra 📚

Hanomboka 🚀

Hahomby 💼

❓ Fanontaniana ho anao:
Inona ny nofinofy lehibe indrindra amin’ny business-nao? Asehoy anay ao amin’ny commentaire, fa hanampy anao hahatonga azy ho zava-misy izahay!



Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo