🎥 ECCOVA Madagascar tao amin’ny Dreamin TV ✨
✂️ Formation Coupe & Couture
🏠 Formation Décoration Intérieure
Efa akaiky ny fidirana:
📅 05 – 07 – 08 Septembre
Safidio ny fotoana mety aminao:
✅ Cours 3 mois
✅ Cours 5 mois
✅ Cours 6 mois
✅ Cours samedi
✅ Formation spéciale 2 mois
Ao amin’ny ECCOVA Madagascar dia afaka mianatra araka ny fandaharam-potoana mifanaraka aminao ianao ary mahazo fahaiza-manao azo ampiasaina amin’ny fiainana andavanandro na hananganana asa.
📞 Antsoy izahay:
034 19 818 07
033 06 646 31
032 66 814 26
👉 Jereo ny resadresaka tao amin’ny Dreamin TV ary tongava misoratra anarana dieny izao.
ECCOVA Madagascar — Mampivelatra fahaiza-manao, manomana ny ho avy. ✨
Eccova page officiel
ECCOVA Madagascar
École de formation en coupe et couture avec plus de 31 ans d’expérience. Contactez-nous en message privé pour toute information.
Nous formons les apprenants de manière pratique pour développer un vrai savoir-faire. ECCOVA Madagascar
École de formation en coupe et couture.
ECCOVA
Rentrée5,,7,8 septembre
- Coupe et couture
- Décoration intérieure
- Manipulation machine industrielle
19/08/2026
17/08/2026
✨ Te hianatra Coupe et Couture ve ianao, na te hampivelatra ny talentanao ho lasa tena asa? 🧵✂️
Ao amin’ny ECCOVA Madagascar, misy formation mifanaraka amin’ny fotoana sy tanjonao:
❤️ Cours 3 mois
💙 Cours 5 mois
❤️ Cours 6 mois
Misy ihany koa:
➡️ Formation TSELATRA – 5 jours
➡️ Formation Décoration Intérieure
📅 Rentrée : 05, 07 ary 08 Septembre
Aza miandry ela raha tena te hianatra sy hanana fahaiza-manao azonao ampiasaina amin’ny fiainana andavanandro na hanombohana activité anao manokana. ✨
📞 Raha mila fanazavana na te hisoratra anarana:
034 19 818 07
033 06 646 31
032 66 814 26
ECCOVA Madagascar — Ataovy asa ny talentanao. ❤️💙
07/08/2026
🎓 Promotion OREBA 🏫 ECCOVA Antsirabe
🎓✨ ANDRO LEHIBE HO AN'NY PROMOTION OREBA! ✨🎓
“Ny fiofanana no fototra, ny fahaiza-manao no hery, ary ny ho avy no tanjona.”
31/07/2026
École de formation professionnelle | ECCOVA ECCOVA forme aux métiers de la coupe, de la couture, de la décoration intérieure et de la production textile à Madagascar.
30/07/2026
🎓✨ SORTIE DE PROMOTION – ECCOVA TOLIARA ✨🎓
Androany 30 Jolay 2026, tamim-pifaliana sy tamim-pireharehana no nanatanterahan’ny ECCOVA Toliara ny Sortie de Promotion an’ny PROMOTION OREBA. 👗🧵
Arahabaina manokana ireo mpiofana rehetra nahavita ny fiofanana! Ny ezaka, ny faharetana ary ny fahaiza-mamorona nasehonareo no fototry ny fahombiazana vaovao miandry anareo. 🌟
📢 Efa akaiky ihany koa ny rentrée manaraka!
📅 1, 3 ary 4 Aogositra 2026
📞 Fifandraisana:
034 19 818 07
033 06 646 31
📱 032 66 814 26
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Website
Address
Lot Pavillon N°16/ANALAKELY
Antananarivo
101