Marky Ranaivoarison

Marky Ranaivoarison

Share

📧 Mail: [email protected]

☎️ Téléphone: 0348830311

📓Whatsapp: wa.me/261348830311

📅 Calendrier: freelancer.mg/calendrier-de-formation

👨‍🏫 Marky RANAIVOARISON – Formateur en travail en ligne

Passionné par le digital et l’entrepreneuriat, je me suis donné une mission simple mais puissante : rendre le travail en ligne accessible à tous, gratuitement.

📌 Que tu sois débutant, en reconversion, étudiant ou simplement curieux, je t’accompagne pas à pas pour découvrir :
· Les métiers du freelancing
· Les plateformes comme ComeUp
· Les

18/08/2026

Commenter o hoe freelancer.mg

16/08/2026

MAIMAIMPOANA NY FORMATION.

Misy foana nefa ny formation payante raha mila accompagnement ianareo. Be dia be ianareo no te hahafantatra ny écolage amin'ny Freelancer Academy.

Ato no mahalaza azy iray manontolo: https://freels.io/pricing miaraka amin'ny détails an'ny zavatra azo.

Ohatra:
- Logiciel ahafahana micontacter vazaha 50 isan'andro na matory aza ianao.
- Base de données à 5.000.000 enreprise ao france.
- Sns be dia be.

Commenter hoe freelancer.mg raha hianatra maimaimpoana ianareo.

Ato raha hijery calendrier des cours: https://freels.io/calendrier-de-formation

12/08/2026

Sekoly miresaka vola no ataoko.

- Antananarivo
- Majunga
- Hisokatra ny faritra hafa.

Tsy mitovy amin'ireo sekoly mahazatra satria fampianarana mitady vola ao anaty internet no ao. Izany hoe vao miresaka dia hoe, mampidibola ve izany ? Raha tsia tonga dia tsy resahina 😅

Ny resaka éducation religieuse, ny éducation émotionnelle, ny éducation musicale sns efa pejy hafa no miandraikitra izay ♥... ary tsara daholo ireny saingy samy manana ny hiandraiketany fotsiny ny tsirairay.

Izaho manokana, Marky RANAIVOARISON, dia nisafidy ny hampianatra anareo ny resaka digital sy ny vola. Hatreo ihany : tsy mihoatra, tsy latsaka.

Commenter o hoe freelancer.mg raha hianatra maimaimpoana ianao, misy formation vaovao alefako aminareo.

10/08/2026

1. ChatGPT.com — mamaha ny olana rehetra
2. Canva.com — manamboatra designs ho an'ny orinasa
3. ElevenLabs.io — manamboatra feo mitovy ami'ny olombelona.
4. Perplexity.ai — mitady izay ilainao rehetra
5. Runway.ml — manao montage vidéo ho anao.
6. Suno.ai — fanamboarana mozika ho an'ny orinasanao.
7. RecCloud.com — fanaovana résumé ana vidéos YouTube.
8. PicWish.com — mamafa arrière-plans
9. Descript.com — fanamboarana podcast
10. Gamma.app — fanamboarana documents
11. Grammarly.com — fanatsarana écriture

Enregistreo io, fa hampidibola ho anao.

Commenter o hoe freelancer.mg raha hianatra maimaimpoana !

- Bureau formation en salle Majunga ➡️ ZANATANi
- Bureau formation en salle Antananarivo ➡️ Freels Academy

Téléphone : 0348830311

08/08/2026

300.000 ariary ny vidéo iray minitra.

1- Mividiana ordinateur tsy miraikitra
2- Mampidira connexion
3- Mianara asa (Graphisme, Montage Vidéo, SAV, AV, Saisie)
4- Mitadiava client.

Commenter hoe freelancer.mg izay hianatra, alefako maimaimpoana ny formation.

Azo atao ihany ny miasa amin'ny téléphone fa tsy mety raha téléphone tsy mahazaka capcut.

08/08/2026
07/08/2026

TSY DONDRONA IANAO.

Nampianatra zavatra an'ilay valilahiko aho omaly.

Tena miraikitra izy, nefa izy tena intelligent tsara.

Saingy ilay travail en ligne ampianariko azy ? zavatra tsy mbola nataony mihitsy

Tsara foana ny misy manoro lalana rankizy na eo aza ilay ambopo hoe vitako irery io.

Tsy midika hoe rehefa manontany ianao na mbola tsy mahay = dondrona. Fa tsy optimale ny mianatra irery raha misy mpampianatra disponible eo.

Misy karazana olona roa dia misafidy ianao:

Olona A: Olona mianatra amin'ny erreur any manokana. Ity olona ity intelligent.

Olona B: Olona mianatra amin'ny erreur an'ny hafa. Ity olona ity Legend.

Commenter o hoe freelancer.mg ho an'izay te hianatra travail en ligne rehetra.

Misy an'ilay boky pdf koa afaka alefako message anareo gratuitement

03/08/2026

Ataovy ao anaty commentaire ny téléphone anao.

Dia teneniko hoe mety hanaovana travail en ligne sa tsia.

Misy téléphone mety dia misy tsy mety.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


176 Cite Ankany Firaisana
Antananarivo
102