10/09/2025
Torohevitra 5 mahomby amin'ny fanadinana anao amin'ny taona 2026 !!!
1. Amboary tsara ny fotoana :
* Manokàna fotoana ho an'ny fianarana, famerenana, ary indrindra ho an'ny fitsaharana.
* Mampiasà fandaharam-potoana na kahie handaharana ny zavatra rehetra.
2. Mianara tsy tapaka :
* Vakio isan'andro ny lesona aorian'ny fampianarana.
* Aza avela hiangona ny olana: anontanio avy hatrany izay tsy azonao.
3. Mihainoa tsara any an-dakilasy :
* Mihainoa tsara ny fanazavan'ny mpampianatra.
* Tadidio tsara ny hevitra lehibe.
* Ny zavatra azon'ny saina tsara any an-dakilasy dia mora tadidiana any an-trano.
4. Mametraha tontolo iainana tsara ho an'ny fianarana :
* Mamorona toerana mangina, madio ary tsy misy fanelingelenana ho an'ny fianarana.
* Aza mampiasa finday, fahitalavitra na tambajotra sosialy mandritra ny fianarana.
5. Mifidiana namana tsara :
* Mifanerasera amin'ny namana mazoto afaka manampy anao handroso.
* Mamorona vondrona kely hiaraha-mianatra sy hifampizarana.
Manantena aho fa hanampy anao hahomby amin'ny fanadinana anao ireo torohevitra ireo !
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
07/09/2025
📌Avis aux intéressés 👇
APPEL A CANDIDATURE POUR DES BOURSES DE MOBILITÉ (Erasmus+)
✅Pays : Allemagne
✅Université d'accueil : Université des Sciences Appliquées de Düsseldorf.
📌Déposez vos dossiers de candidature avant le 15 Septembre 2025
Source :
Université de Fianarantsoa Andrainjato
07/09/2025
ECLIPSE LUNAIRE TOTALE 🌍
Zavatra mahatalanjona eny amin’ny lanitra, tsy tokony hohadinoina !
- Anio Alahady 7 Septambra 2025, hisy zava-nitranga miavaka eny amin’ny lanitry Madagasikara :
Ho rakotra tanteraka ny Volana ary hiseho amin’ny loko mena mirehitra.
Ilay antsoina hoe “Volana Mena” na "Lune du Sang"
⏰ Ny fizotrany (ora eto Madagascar) :
🌒 Début pénombre : 18h28
🌓 Début phase partielle : 19h27
🌑 Totalité : 20h31
🔴 Maximum : 21h11
🌕 Fin totalité : 21h52
🌔 Fin phase partielle : 22h56
🌘 Fin pénombre : 23h55
👉 Haharitra 82 minitra eo ho eo ny fahamaizana tanteraka.
👉Toro-hevitra :
- Tsy ilaina fitaovana manokana, ampy tsara ny masonao.
- Mitadiava toerana malalaka, lavitry ny jiro.
Fihaonana tsy fahita firy sy mahafinaritra hijerena ny Volana amin’ny endriny hafa.
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
06/09/2025
UNIVERSITÉ D'ANTANANARIVO
FACULTÉ DE MÉDECINE
DOSSIERS DE PRÉINSCRIPTION (PACES)
- Une fiche de préinscription à retirer aux sites web de la Faculté de Médecine d’Antananarivo (www.facmedtananarive.org) et de l’Université d’Antananarivo (www.univ-antananarivo.mg).
- Une photocopie certifiée conforme à l’original du relevé des notes du Baccalauréat.
- Une photocopie de la Carte d’Identité Nationale certifiée conforme à l’original pour les candidats majeurs.
- Une enveloppe timbrée avec adresse du candidat.
- Une copie d'acte de naissance de moins d'un an pour le candidat mineur.
- Une quittance originale du droit de préinscription d'un montant de cinquante mille Ariary (50.000 Ar).
👉Dépôt des dossiers :
Du Lundi 08 septembre 2015 au Vendredi 31 Octobre 2025.
"Aucun dossier ne sera reçu en main à la Faculté de Médecine"
Araho hatrany ny pejy !
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
06/09/2025
Miarahaba antsika mpianatra rehetra, izay hiatrika ny fidirana indray ✍️✍️
Amin'ny alatsinainy hoavy io dia hiditra amin'ny taom-pianarana vaovao indray isika. Fotoana izao hanomanana tsara ny fidirana mba ho tsara fanombohana ny taona.
Ity misy torohevitra vitsivitsy ho anao :
1. Fitaovam-pianarana :
- Diniho tsara ny fitaovam-pianarana rehetra tokony hanananao : stylo, cahier, kitapo, calculatrice... Ataovy izay hahafeno azy rehetra mba tsy ho very fotoana eny an-tsekoly.
2. Famerenana lesona :
- Avereno jerena ny lesona tamin'ny taona lasa. Tsy ilaina ny mianatra azy rehetra indray, fa ny tena zava-dehibe dia ny mampahatsiahy ny tenanao amin'ireo fototra amin'ny lesona. Ohatra, ny famerenana ireo formule fototra amin'ny physique dia afaka manampy anao betsaka ...
- Mifantoha manokana amin'ireo lesona izay hitanao fa somary sarotra tamin'ny taona lasa. Mety ho hitanao fa mora kokoa izy izao rehefa averina jerena.
3. Fandaminana :
- Omano sahady ny "emploi du temps"-nao ho an'ny herinandro voalohany io.
- Manorata tanjona ho an'ny fianarana isan'andro.
4. Fahasalamana ara-batana sy ara-tsaina :
- Miezaha matory sy mifoha aloha kokoa mba hifanaraka tsara amin'ny gadona fianarana.
- Misakafo maraina tsara amin'ny andro fidirana mba hanananao hery.
- Mijanona ho positif foana! Fanombohana vaovao ny fidirana, fotoana ahafahanao mianatra sy hahomby.
👉Raha toa ka mila fanampiana na famerenana manokana ianao dia aza misalasala mifandray aminay !
Afaka manampy anao izahay amin'ny alalan'ny Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie, mba hanampy anao hahatratra ny tanjonao.
Mirary soa ho an'ny fanomanana rehetra !!!
05/09/2025
🎓DIPLÔME BACC 2025 — Fianarantsoa
✍️✍️ Ny demande de diplôme BACCALAURÉAT izay napetraka hatramin'ny Zoma 29 Aogositra dia efa vita sonia avokoa. Ary afaka alain'ny tompony eny amin'ny Office du BACC Ambalapaiso amin'ny ora fisokafan'ny birao !
✍️✍️ Ora fandraisana :
Alatsinainy — Zoma
08 ora maraina — 03 ora tolakandro.
ROFIA 91.4 FM - Ofisialy
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
05/09/2025
𝟏𝟎 BOURSES D'ÉTUDES INTERNATIONALE
Pour les étudiants africains :
1- Bourse Knight-Hennessy 2025 aux Etats-Unis
Lien: https://tuniversite.com/bourse-knight-hennessy-aux-etats-unis/
Date limite: 08 octobre 2025
2- Programme de Bourses de L’Université de Technologie de Kōchi (Japon)
Lien: https://www.mastere.tn/bourses-de-luniversite-de-technologie-de-kochi/
Date limite: 17 octobre 2025
3- Bourse Unil à l'université de Lausanne 2025 en Suisse
Lien: https://afri-carrieres.com/2025/07/bourse-unil-en-suisse.html .tab=0
Date limite: 01 novembre 2025
4- Programme de Bourses Schwarzman 2026-2027 pour les jeunes leaders du monde entier (bourse complète)
Lien: https://afri-carrieres.com/2025/04/programme-de-bourses-schwarzman.html
Date limite: 10 septembre 2025
5- Bourses Fulbright USA
Lien: https://foreign.fulbrightonline.org/about/foreign-student-program
Date limite : 31 octobre 2025
6- Bourse DAAD EPOS 2026 de l'université de Rurh en Allemagne (entièrement financée)
Lien: https: https://afri-carrieres.com/2025/06/bourse-daad-epos.html .tab=0
Date limite : non mentionnée
7- Programme de Bourse China
Lien: https://greatyop.com/programme-bourse-china-link/
Date limite: 31 décembre 2025
8- Bourses d'études Australie
Lien: https://afri-carrieres.com/2025/06/bourses-detudes-en-australie.html .tab=0
Date limite : non mentionnée
9- Bourse de doctorat de l'Ecole Supérieure NHR 2025 en Allemagne
Lien: https://afri-carrieres.com/2025/07/bourses-de-doctorat-nhr.html
Date limite : 15 septembre 2025
10- Bourse SBW Berlin 2025 pour étudiants étrangers en Allemagne
Lien: https://afri-carrieres.com/2025/07/bourse-sbw-berlin.html
Date limite : non mentionnée
Araho htrany ny peut !
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
05/09/2025
CONCOURS POLYTECHNIQUE — Antananarivo
https://concours.espa-tana.mg
Io ny lien anaovana ilay fisoratana anarana.
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
03/09/2025
CONCOURS EMIT - Fianarantsoa
Ireto avy ny toerana hanatanterahana ny fanadinam-panjakana hidirana ao amin'ny EMIT, ny 23 — 24 — 25 Septambra 2025.
Araho hatrany ny pejy 👍
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
29/08/2025
CONCOURS D'ENTRÉE EN PREMIÈRE ANNÉE DE LICENCE
ISTE — Université de Fianarantsoa
👉Les dossiers de candidature comportent les pièces suivantes :
🔹Une demande d’inscription sur papier mentionnant la Mention, le Parcours et le centre d’examen choisis, le numéro de téléphone et adresse e-mail pour contact rapide, adressée à :
Monsieur Le Directeur de l’Institut des Sciences et Techniques de l’Environnement de l’Université de Fianarantsoa.
🔹Un CV avec numéro de téléphone, adresse mail et photo récente.
🔹Un extrait d’acte de naissance.
🔹Une photocopie certifiée conforme du relevé de notes au baccalauréat.
🔹Une enveloppe PM timbrée à 2000 Ar portant l’adresse exacte du candidat.
🔹Une quittance de versement du droit d’inscription au concours dont le montant est fixé respectivement à :
~CINQUANTE MILLE ARIARY (50.000 Ar) pour les candidats nationaux
~CENT MILLE ARIARY (100.000 Ar) pour les candidats de nationalité étrangère
à verser au compte bancaire de l’Institut des Sciences et Techniques de l’Environnement :
Compte N° 00 08 00340 0500 408, agence BFV-SG Fianarantsoa, ou
Compte N° 00052-711373700101, agence BNI Fianarantsoa.
👉Les dossiers doivent être déposés directement ou envoyés par voie postale (en recommandé) à l’adresse suivante :
Monsieur LE DIRECTEUR DE L’INSTITUT DES SCIENCES ET TECHNIQUES DE L’ENVIRONNEMENT, Bâtiment E-ROSO Ambalapaiso Ambony, Fianarantsoa (301).
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
29/08/2025
ENS FIANARANTSOA
Fandraisana mpianatra M2
Science de l'éducation
MODE HYBRIDE
Année universitaire : 2025—2026
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie
29/08/2025
ENS FIANARANTSOA
Fandraisana mpianatra M1
Science de l'éducation
MODE À DISTANCE
Année universitaire : 2025—2026
Cours particuliers Maths-Physiques-Chimie