21/05/2026
Efa mandeha ny "réservation" ho amin'ny fampianarana dihy eny anivon'ny sekoly, fikambanana, fiangononana, orinasa ho amin'ny taompianarana vaovao
Mbola misy malalaka Kely ho an'ny fanomanana fête fin d'année scolaire
fifandraisana :033 41 70348 / 034 63 627 37
11/05/2026
✅Mitohy hatrany ny fiaraha miasa amin'ny fianarana dihy ( danse ) eny anivon'ny sekoly, fikambanana, fiangononana, orinasa, olontsotra, fianakaviana
✅ Fampianarana dihy : danse d'animation, danse spécial fête,danse traditionnelle,danse de salon,baby dance, Start kids , comptines
✅ Fianarana dihy ho an'ny Ankizy, tanora,Ary olondehibe
✅Ho any vao manomboka sy Mbola hianatra dihy
✅Mitohy hatrany ihany koa ny fanomanana fety sy fanentanana lanonana toy ny "mariage", "anniversaire"
✅Mankalaza ny faha 20 taona nitsanganany izahay eto amin'ny compagnie Imaitsoanala amin'ity 2026 ity
✅ Fifandraisana : 033 41 703 48 / 034 63 627 37
05/05/2026

30/04/2026
Mitohy hatrany ny fiaraha miasa amin'ny fampianarana dihy
28/04/2026
Mafinaritra ery ny mijery an'ireto Ankizy maneho ny talentany