24/08/2026
Boumm🎉 COURS DE DANSE URBAINES À MAHAZO 💃
Misokatra Hoanatsika eto MAHAZO sy Ny Manodidina Ny ALL-DC MAHAZO 🥰❤️
COURS DE DANSE URBAINES ( Afro/hiphop/ Dancehall 🇯🇲)
TOUS LES SAMEDIS
🕒13H_15H( SPÉCIAL ADOS & JEUNES)
🕒15H_16H45( SPÉCIAL KIDS) plus de 06 ans
Lieu: MAHAZO Chez ROOV KOTRANA En Face BOA MAHAZO ( Toerana Amorondalana/ Akaiky Arrêt Bus/ Misy Parking Moto/ Misy Salle D'attente Hoan'ny RAD ihany koa ❤️🥰
❌ INSCRIPTION OUVERTE ❌
Izay 10 Manoratra Anarana Mialoha avant 04 Septembre dia Mahazo Bonus Tsy Mando Droit d'inscription 🥰
RENTRÉE LE SAMEDI 05 SEPTEMBRE 2026
Let's gooo! !❤️
Contact 📞 : 034 08 907 09
23/08/2026
RÉSULTATS BATTLE & COMPÉTITION 🔥🔥❤️
🎖️HIRAINA 2eme Place Battle Dancehall.🇯🇲
🎖️ ANIELLE : DEMI FINALISTE BATTLE AFRO
🎖️ AMBOARA : Demi Finaliste Battle Dancehall 🇯🇲
🎖️ ÉLODIE/ MIRANDA/ LUCIO/ HENINTSOA Top 16 Battle Afro🇲🇬 ✔️
LET'S GOOOO FONA ❤️🔥
23/08/2026
Hello 🥰🎉!! A l'instant 🇲🇬🇯🇲 Efa Aty Anaty Compétions sy battle Indray izahay ❤️❤️..
ALLDC FAM ALL-Dc Ecole de danse
23/08/2026
ALL-DC eto 🏘️ Sy ny Manodidina 🔥🎉 Misokatra Hoantsika Ny ALL-Dc Ecole de danse Eto Mahazo Manomboka ny Samedi 05 Septembre 2026.
COURS DE DANSE URBAINES TOUS LE SAMEDIS
🕒 samedi : 13h_15h ( ADOS & JEUNES)💃
🕒 Samedi : 15h_16h45 ( KIDS Plus De 06 Ans)💃
🏘️TOERANA: MAHAZO ao Amin'ny ROOV KOTRANA, Toerana Amorondalana Ary Tsy misy tsy mahalalaRaha mbola eto Mahazo Sy ny Manodidina
En Face B0A Mahazo ✔️
❌ MISOATRA NY FISORATANA ANARANA❌
Contact : 034 08 907 09
Rentrée : Le samedi 05 Septembre 2026 ✔️
22/08/2026
💥🚨Vaovao 💥🚨
SaALL-Dc Ecole de danseanse Ampitatafika Ambodiafotsy
Ho anareo izay mipetraka • • • • sy ny manodidina, ary leo ny fotoana very anaty fitohanana rehefa hiakatra Ville?… NATAO HO ANAREO ITY! 🕺🔥
📍 SALLE ALL-DC — Ambodiafotsy
🏢 Salle malalaka tsara mihitsy👌
🗓️ Cours : Samedi — 10h30
🚨 RENTRÉE : 06 SEPTEMBRE 2026
📝 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!
👧🧒Âge : +5 ans
💥 Aza mandany ora maro anaty fitohanana vao tonga any Ville.
Manakaiky anao izao ny toerana hianarana sy hivoarana amin'ny danse! 🔥
📞 INFO & INSCRIPTION : 034 89 550 94
👉 Réserve ta place dès maintenant !
ALL-DC — Dance • Passion • Évolution. 🕺🔥
19/08/2026
VIDÉO.. LOADING...📢📹📽️ ALL-DC IVATO💚💛🇲🇬
❌Aza Miala Alavitra ny Pejy Fa hisy vokatra kely Atolotray avy ety Ivato Hiarahana amin'ny Team Afro Débutantes & Intermédiaires cours de Vacances 🌴 ..🇲🇬
TEAM Afro Débutant & Intermédiaire 💃🥰
(Cours 🕒 samedi 8h_10h)
Let's Gooo?!
13/08/2026
Salle Ampitatafika Loading....
Hoantsika mponina Ampitatafika , Fenoarivo, Alakamisy , CUR , Imeritsiatosika sns