Auto ecole SPEED

Auto ecole  SPEED 67 ha cool

miaraha tsika rehetra tadidio mandray anao tsy tapaka ny auto ecole SPEED  ""ANDAO I HANATRA  FA NY FIANARANA LOVA TSARA...
12/09/2025

miaraha tsika rehetra tadidio mandray anao tsy tapaka ny auto ecole SPEED
""ANDAO I HANATRA FA NY FIANARANA LOVA TSARA INDRINDRA""

mirahaba tsika rehetra ny auto ecole ar mirary tontolo andro mafinaritra
19/04/2023

mirahaba tsika rehetra ny auto ecole ar mirary tontolo andro mafinaritra

https://www.facebook.com/104021881037056/posts/180316643407579/?app=fbl
15/06/2022

https://www.facebook.com/104021881037056/posts/180316643407579/?app=fbl

Ireto avy indray ary ny toerana tsy azo hijanonan’ny fiara : (défense de stationnement)
1- Eo amin’ny takelaby mandrara (panneau d’interdiction)
2- Eny amin’ny làlana ahitana « ligne de rive continue »
3- Eny amin’ny fanamboaran-dàlana (route en construction)
4- Ambony tetezana (sur un pont)
5- Eny ambony « trottoir »
6- Toerana mampidi-doza rehetra
7- Anoloan’ny vavahady (devant portail)
8- Eny amin’ny “bande de cérame” (sur bande de cérame)
9- Eny amin’ny làlam-by (sur chemin de fer)
10- Eny amin’ny làlana tery (sur route étroit = serré)
11- fiampitan’ny mpandeha an-tongotra (passage pour piéton)
12- Eny am-pototry ny « panneau » (devant panneau)
13- Anaty « tunnel »
14- Eny am-pototry ny « feu tricolore »
15- làlan’ny mpandeha “bicyclette” (sur bande cyclable)
16- akaiky fanariam-pako (près bac à ordure)
17- Eny amin’ny toerana natokana hoan’ny TAXI na BUS (parking reserve au TAXI ou BUS)
18- Eny amin’ny toerana tsy dia hifankahitana loatra (ohatra: toerana misy zavona)

FAMPIANARANA KELY TSOTSOTRA
21/03/2022

FAMPIANARANA KELY TSOTSOTRA

25/12/2020

Ny auto ecole speed dia mirary fety sambatr antsika rehetra sam hotahin tompo e

04/04/2020

Salama eh

Address

Ampasika Fdc
Antananarivo

Telephone

+261332852966

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auto ecole SPEED posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Auto ecole SPEED:

Shortcuts

Share

Category