"Salama daholo faly miarahaba anareo 🖐️Mba hialana amin'ilay hoe diso adiresy, ato Vohimasina 📍antsika hifampitafatafa amin'ny Alimbetso mahafinaritra ✨.
Aingam-panahy ara-mozika 🎶, ara-panahy 🙏.
Ato Andohalo io ny 20 jona amin'ny 06 ora sy sasany tsy diso 🕡!
Izay ilay fotoana e 🙌! Misaotra 🙏." —
🍀🍀🍀
Famandrihana toerana mialoha : Bodo 032 54 500 68
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
Imanga conseil
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Imanga conseil, Education, Antsahatsiroa Andohalo, Antananarivo.
Nous accompagnons les projets à fort enjeu humain, social, économique, environnemental et culturel à renforcer l’adhésion de leurs parties prenantes et à sécuriser leur impact par une communication stratégique adaptée aux réalités du terrain.
18/06/2026
Lahatsoratra avy ao amin'i l'Express de Madagascar anio 🙂
««« La première édition d’Alimbetso rassemblera poètes, slameurs et musiciens dans une ambiance intimiste à Andohalo.
Quand les mots rencontrent les cordes et les sonorités traditionnelles, la culture malgache révèle toute sa richesse. Le samedi 20 juin prochain, le site de Vohimasina Andohalo accueillera la première édition d’« Alimbetso », un rendez-vous culturel inscrit dans le cadre du Mois de la langue malgache.
Organisé par l’agence Imanga Conseil, l’événement débutera à 18h 30 dans la Haute Ville. Pensée comme une rencontre à taille humaine, cette première édition limitera volontairement l’accès à cinquante participants afin de préserver la qualité d’écoute et de favoriser une véritable proximité entre les artistes et le public.
Alimbetso mettra en lumière le dialogue entre la poésie malgache contemporaine et la musique acoustique inspirée des traditions locales. L’objectif est de créer un espace d’expression où les mots, les rythmes et les sonorités se répondent pour valoriser la langue et le patrimoine culturel malgaches.
La partie littéraire réunira les poètes Vanga et Inrianampisorona, accompagnés de la slameuse Na Hassi. À travers la poésie et le slam, ils porteront la richesse et la vitalité de la création orale contemporaine.
Sur le plan musical, le public retrouvera Teta, figure reconnue de la musique tsapiky à la guitare, ainsi que DadaMo, qui fera résonner les sonorités de l’angorodao. Ensemble, ils apporteront une dimension musicale enracinée dans les traditions tout en dialoguant avec les textes déclamés sur scène.
À travers cette initiative, les organisateurs souhaitent contribuer à la promotion de la langue malgache et à la transmission des richesses culturelles du pays. Cette première édition entend ainsi offrir un moment de partage, d’écoute et de découverte dans l’un des lieux emblématiques de la Haute Ville d’Antananarivo.»»» Cassie Ramiandrasoa
🍀🍀🍀
Famandrihana toerana mialoha : Bodo 032 54 500 68
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
https://www.lexpress.mg/2026/06/sur-la-haute-ville-alimbetso-rassemble.html?fbclid=IwY2xjawSgobpleHRuA2FlbQIxMABicmlkETF0U2h5VVE2R0tUMnZGMXdCc3J0YwZhcHBfaWQQMjIyMDM5MTc4ODIwMDg5MgABHgEcUJE_-EhyulCmEPxy5hkca_vh_JFqu01thL4EtLtwt2xNf17M4asINkpb_aem_D_hHuE59KtLg8_gV3GfCtg
SUR LA HAUTE VILLE - Alimbetso rassemble poésie et musique La première édition d’Alimbetso rassemblera poètes, slameurs et musiciens dans une ambiance intimiste à Andohalo. Quand les mots rencontrent...
𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 - 𝟐𝟎 𝐣𝐨𝐧𝐚 - 𝐕𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚
"Manome fotoana anareo aho ny sabotsy faha 20 volana jona amin'ny 06 ora sy sasany hariva eto Vohimasina." —
Famandrihana toerana mialoha : Bodo 032 54 500 68
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
17/06/2026
Lahatsoratra avy ao amin'ny "Les nouvelles" 👌
Voafetra ny toerana. Famandrihana mialoha : antsoy Bodo 032 54 500 68
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
https://newsmada.com/2026/06/17/haute-ville-alimbetso-honore-le-patrimoine-culturel-malgache/
👋 Yoo !
🌙 Alimbetso e ✨
🎶 Alonteny sy dona an-kira natao hanamasina ny alina 🌌
Ndeha mba hiara hiombon'antsa anatin'ny tontolo kely tsotsotra mahafinaritra 🥰 eny Vohimasina
Ny sabotsy 20 ny volana jona, joany, jiona, jaona 2026 !
❤️ Raha mbola fo no hitiavana ary mbola ny loha 🧠 no hisainana, ndao e ✨
📜 Poezia no ho ataoko ✍️
🙏INRIanampisorona
Famandrihana toerana mialoha : Bodo 032 54 500 68
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
15/06/2026
🍀𝐓𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚🍀
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
Miarahaba antsika rehetra 👋
Efa manisa andro sisa isika dia higadona ilay fotoana mahafinaritra hiarahantsika hianoka ny kanto miaraka amin'ireo poeta sy mpanakantontsika ao amin'ny .
Satria moa ny hafaliana zaraina no mitombo, dia tsara foana ny tonga miaraka amin'ny namana, mpiara-miasa, fianakaviana na olon-tiana !
Noho ny fanohanan'ireo mpiara-miombon'antoka sy olon-tsotra malala-tanana dia faly izahay mampita ity tolotra manokana ity ho anareo :
🎉 1 VIDIANA = NY FAHAROA MAIMAIM-POANA ! 🎉 (tolotra ho an'olon-droa miaraka)
📅 Sabotsy 20 Jona amin'ny 6 ora sy sasany hariva
📍 Vohimasina Andohalo
🎟️ Fandraisana anjara : 80 000 Ar (sakafo, kafé, dité efa ao anatiny)
*** 🍷ny zava-pisotro hafa vidiana ao an-toerana
Famandrihana mialoha : Bodo @032 54 500 68
Asao ny namana, hiaina ny "herin'ny teny" sy ny "fofon'ny feo", ary ento eo amin'ny sehatra misokatra ny aingam-panahy ! ✨
Na Hassi INRIanampisorona Randria Solofonantenaina Mika
15/06/2026
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
Teny kely avy ao amin'i Midi Madagasikara 🙂
Famandrihana toerana mialoha : antsoy Bodo 032 54 500 68
https://midi-madagasikara.mg/alimbetso-la-langue-malgache-en-lumiere-a-vohimasina/?fbclid=IwY2xjawScbL5leHRuA2FlbQIxMABicmlkETFzU0hpVW9tb0hyQXowVjFpc3J0YwZhcHBfaWQQMjIyMDM5MTc4ODIwMDg5MgABHgc5q0eZ_jxsQRa2CHl8tnEDe-4qk11roFWbMr5rRc5MOIchzpmocYldDIXe_aem_Ww8QZ1B6oIh7kRFwtepu0g
Alimbetso : La langue malgache en lumière à Vohimasina Le 20 juin 2026, le site Vohimasina, à Andohalo, sera le théâtre d’une soirée où poésie et musique se rencontreront pour célébrer...
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
"Alimbetso, 20 jona 2026, Vohimasina. 🌟
Fotoana iray hihaonana amin'ny vatana, amin'ny saina, amin'ny fo 💖, amin'ny fanahy. 🕊️
Fotoana iray hifampiresahana amin'ny alalan'ny kanto ho entin'ny teny 📜, ho entin'ny feo, ho entin'ny ngadona 🎶, ho entin'ny fanahy ary ny tany.🍃
Manasa anao ho anisany. Ny toerana efa ao, izahay efa ireto, ianao sisa." — Na Hassi 🤗✨
Famandrihana mialoha : Bodo 032 54 500 68
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
"Rehefa mihaona ny poezia, ny gitara ny antsa dia miteraka angovo vaovao. ✨
Manasa antsika ary ho tonga hanjifa an'izany angovo vaovao izany ary hianjaika ihany koa ny kanto tsy voafehy famaritana eto Vohimasina ny sabotsy faha-roapolon'ny volana jona, hihaino ny maha-izy azy antsika. 🎤
Aza miandry ny farany vao hametrapetraka. ⏳
Manasa antsika ho tonga hianjaika, hanjifa ary hianoka ny herin'ny teny, ny herin'ny kanto ary ny herin'ny famoronana. " — 𝐯𝐀𝐍𝐆𝐀 🙌 Randria Solofonantenaina Mika
Famandrihana mialoha : Bodo 032 54 500 68
11/06/2026
𝐈𝐫𝐚𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🔥🔥🔥 " 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗯𝗲𝘁𝘀𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆
Miarahaba antsika rehetra ! ✨
Te hiala kely amin'ny rotoroton'ny fiainana sy ny tabataba ve ianao?
Izaho Bodo, mpandrindra ny kolontsaina sy ny hetsika ato amin' Imanga conseil, dia faly manasa anao ho avy hiara-hikorana amin'ny eto Vohimasina Andohalo, ny sabotsy 20 jona izao amin'ny enina ora sy sasany hariva.
Nataonay ho tontolo kely mafana sy feno fitiavana mihitsy ity alina ity. Alaivo sary an-tsaina ange izany alina iray hihainoana poezia, antsa, feon-gitara latsaka am-po, ary angorodao miaraka amin'ireo mpanakanto dimy mianadahy mianaka manan-talenta (TETA, Na Hassi, Randria Solofonantenaina Mika, DadaMo, INRIanampisorona) 🥰
Tsy seho an-tsehatra fotsiny ihany, fa fifampizarana avy any am-po. Sady hamelombelona ny saina sy ny fo ny kanto, no hampihantana ny vatana amin'ny hanitry ny vary amin'anana sy kitoza mafana isika mianakavy ! 🍲🔥
⚠️ Tandremo : mba hahafahantsika mianoka sy mifandray akaiky tsara nefa, dia olona 50 monja no azonay raisina. Efa antomotra ny fotoana, ary efa mandeha ny famandrihana toerana !
Asao ny namana, ento eo amin'ny sehatra misokatra ny aingam-panahy !
Mifankahita ao Vohimasina izany isika an 😉 Mandrapihaona! 👋
📌 Alimbetso ho aingam-panahy
📅 Sabotsy 20 Jona amin'ny 6 ora sy sasany hariva
📍 Vohimasina Andohalo
🎟️ Fandraisana anjara : 80 000 Ar (sakafo, kafé, dité efa ao anatiny)
*** 🍷ny zava-pisotro hafa vidiana ao an-toerana
📞 Famandrihana mialoha dieny izao : antsoy ny laharako 032 54 500 68 na mandefa hafatra manokana eto.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antsahatsiroa Andohalo
Antananarivo
101