24/05/2026
Happy Pentecost Sunday! 🕊️
May the Holy Spirit guide your steps, strengthen your faith, and fill your heart with endless peace and joy today and always.
English Teaching Program
24/05/2026
Happy Pentecost Sunday! 🕊️
May the Holy Spirit guide your steps, strengthen your faith, and fill your heart with endless peace and joy today and always.
23/05/2026
VAOVAO MAHAFINARITRA BE 😍
☑️ PLATE-FORME EN LIGNE POUR LES ÉTUDIANTS DE
☑️ Manomboka izao dia azon’ny mpianatry ny Madagascar Tefl - Tesol Courses atao ny miditra amin’ny rohy mttc-learning.com ho fanamafisana ny fianarana teny anglisy any ampianarana ka azo atao ny mianatra izany na aiza na aiza 🥰
Napetraka ity programa vaovao ity mba tsy ho banga ny fianarana rehefa tena tsy afaka manatrika « Cours » ny mpianatra mianatra ato amin’ny .
MADAGASCAR TEFL TESOL COURSES
Contact : 020 22 222 77 - 038 32 222 77
Ivandry Arrêt bus tennis - Antananarivo
🇺🇸 MANAMPY AMIN’NY FIANARANA TENY ANGLISY NY HIRA🎶🎵
Izy io dia manampy amin’ny fomba maro:
💢 Fanatsarana ny fihainoana: zatra mandre ny fanononana sy ny « accent » ianao.
💢 Fampitomboana voambolana: mianatra teny sy fomba fiteny vaovao mora tadidy kokoa.
💢 Fanamafisana « grammar » : miverimberina ao anaty hira ny rafitra fehezanteny ka mora raisina.
💢Fanatsarana « prononciation » : afaka manaraka sy mamerina mihira ianao.
💢Lasa mahafinaritra kokoa ny mianatra.
RENTRÉE
NIVEAU 2 - 3
Lundi 18 Mai 2026
Cours en ligne
🇺🇸 100 % assuré 🇺🇸
mttc-mada.com
13/05/2026
CONGRATULATIONS 🇺🇸
Congratulations on achieving this significant milestone.
We always believed in you, and today you proved it. So happy and proud of your achievement!
May this success open doors to even greater opportunities ahead.
SodeX Group
Madagascar Tefl - Tesol Courses
COURS D'ANGLAIS SPÉCIAL SAMEDI 🇺🇸
🎯 08h00 à 12h00
🎯 Nous allons vous faire réussir à parler couramment l'anglais avec nos programmes rénovés 💯/ 💯.
🎯 Nous offrons un excellent moyen pour faire de vos rêves une réalité.
* Diplôme et certificat international TEFL
* Formation pendant 6 mois pour avoir un niveau très haut C1
___________________________________________
MADAGASCAR TEFL TESOL COURSES
Rue Professeur Zafy Albert - Tennis
Contact : 038 01 222 77
MAHAFINARITRA BE IRETO GROUPE IRETO 🥰
🇬🇧 Toy izao ny « ambiance avant examen » rehefa hanao visite guidée ny mpianatry ny Madagascar Tefl - Tesol Courses.
💢Hiatrika « examen » dia tsy maintsy manala « stress » 🙂🙂🙂😅😅 satria tsy maintsy mianatra mafimafy kely daholo 🙂🙂
11/05/2026
Retour en image
Lien : mttc-mada.com
Madagascar Tefl - Tesol Courses
Ivandry arrêt bus tennis - Antananarivo
Contact : 038 01 222 77
Plate-forme cours en ligne 🇺🇸
mttc-mada.com
09/05/2026
Dans un instant….
Inauguration en ligne Madagascar Tefl - Tesol Courses 🇺🇸