Gymtest

Gymtest

Share

Chez Gymtest, nous explorons, évaluons et testons chaque salle de sport à Antananarivo pour vous aider à atteindre votre corps de rêve 💪
|| Testez. Transpirez.

Transformez. ||

21/05/2026

Disponible 🫶🏼✨

Mp vite ✅

20/05/2026

💪 RAHOAVIANA IHANY ARY ???

1️⃣ « Tsy manam-potoana aho » ⏰
: 20 minutes fotsiny anie de efa mety eh !

2️⃣ « Vizaka be aho zani » 😴
: Ny sport anefa manome hery ho anao !

3️⃣ « Lafo be ny séance » 💰
: Tsy voatery mandeha salle : YouTube sy vidéo Tik Tok !

4️⃣ « Tsy aiko ny hanombohana azy » 🤷
: Tsotra kely : Manaova tsemboka fotsiny !

5️⃣ « Zah tsy tia sport» 😒
: Manaova ary Danse, Randonnée etc...

6️⃣ « Mahamenatra be » 👀
: Menatra daholo ny rehetra tamin'ny vao nanomboka !

7️⃣ « Tsy mahita vokatra » 📉
: La régularité > l’intensité.

8️⃣ « Mangatsiaka be ny Andro » 🌡️
: Akaro kely ny temps d'entraînement dia misotroa rano betsaka !

9️⃣ « Za dia taizan'aretina » 🏥
: Hanontanio dokotera hoe inona ny sport afaka hataonao !

🔟 « Lundi amin'izay » 📅
: Maninona raha rahariva !

---

🔥 NY SECRET :
Tsy mila motivation ianao fa Mila discipline !
Ary tsy ny olondrehetra no vonona hitaiza vatana 😉👟

⚠️: METY MISY TSY CAS ANAO IREO AN !!!!

😄

20/05/2026

Nareo oa milay 😍❤️

19/05/2026

Sakafo hariva tsotra kely ❤️‍🔥

🥑 Avocat + 🍋 Citron +🥚 Œufs

👉 BON KOTRANA 🚴🏽‍♂️
ZAHAY MAHATOKY ANAO💪

19/05/2026

Hataovy ao anaty com’s ngeh 😂
1) Mahia
2) Bota

BON KOTRANA ✅
MAHATOKY ANAO IZAHAY✅

18/05/2026

🥲😂🤣🤣🤣Coucou toi

15/05/2026

Vendredi joli en salle 😁🤎

Ary nareo ? 😂

15/05/2026

Bon appétit oh 🥰🤎

15/05/2026

🥲🤣Bon vendreday

14/05/2026

Ny ankamaroan’ny vehivavy tsy dia tia manao exercices maka ambony…Fa maninona ary ? 🤔

14/05/2026

🔥 Idée Collation 📣

Ity mélange noix sy fruits secs ity dia tena tsara ho an’ny mpanao fanatanjahantena ary afaka atao collation tsara 🥰

✨ Ireto ny tombontsoa azony :

1️⃣ Manome hery voajanahary ⚡
Ny raisins secs sy fruits séchés dia manome énergie haingana aloha na aorian’ny sport.

2️⃣ Manampy amin’ny fananganana hozatra 💥
Ny noix, noix de cajou ary cacahuètes dia misy protéines manampy ny muscles hihamatanjaka sy hamerina hery.

3️⃣ Misy “bonne graisse” tsara ho an’ny vatana ❤️
Tsara ho an’ny fo sy ny endurance rehefa manao sport.

4️⃣ Be magnésium sy minéraux 🏋️
Manampy hisoroka crampes sy havizanana.

5️⃣ Mahavoky nefa healthy 😋
Tsara atao goûter tsara

6️⃣ Manampy récupération 🍇
Ny baies sy fruits secs dia misy antioxydants manampy ny vatana ho sitrana aoriany kotrana.

7️⃣ Mora entina 🎒
Afaka entina any am-piasana, salle, na rehefa mandeha.

‼️Énergie naturelle • Protéines • Performance ✨

Bon kotrana daholo !

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101