12/05/2026
π¨π
πππππππ
ππππππππ: ππππππππ π
π ππππ ππππππππππ ππ ππππππππ πππ πππππ ππππππππππππ ππππ! π¨
Ry namana mpamorona contenu sy mpandraharaha, tandremo fa maro amintsika no maharay e-mails na hafatra amin'ny Messenger toy ny hoe:
β "Youβve received a Business Manager partner request"
β "Meta Agency Partner Program"
β "Demande de vΓ©rification"
β "Votre page est en danger"
β οΈ ππππ πππππ πππ ππ ππππ
πππππ!
Ireny hafatra ireny dia phishing natao hangalarana ny Page Facebook-nao sy ny kaonty Business-nao. Na dia misy logo Facebook na toa ofisialy aza ny hafatra, dia ππππππ avokoa ireny ka aza manaiky voafitaka.
π― ππ² πππ§π£π¨π§'π’π«ππ¨ π¦π©π’π¬π¨π₯π¨π€π² :
β’ Hangalatra ny Pejy nisasaranao nandritra ny fotoana maro.
β’ Haka ny mombamomba ny karatra bancaires-nao (moyens de paiement).
β’ Hampiasa ny kaontinao hanaovana dokam-barotra maloto.
π‘οΈ ππ§π¨π§π π§π¨ ππ¨π€π¨π§π² π‘ππππ¨?
1. Aza manindry rohy (lien) azo avy amin'ny mailaka na Messenger mihitsy.
2. Hamarino mivantana ao amin'ny facebook.com raha misy tokoa ny filazana momban'ny zavatra iray.
3. Refusé-o avy hatrany izay fangatahana "accès administrateur" avy amin'ny olona na orinasa tsy fantatrao.
π ππ«π¨π―π² π§π² πππ§ππ§ππ§ππ¨ :
β’ Ampiasao ny Double Authentification (2FA).
β’ Hamarino matetika ireo olona manana fahafahana miaraka mitantana (admins) ny Page-nao.
Indray mandeha manindry lien fotsiny dia mety hahavery ny ezaka rehetra nataonao. Aleo misoroka toy izay mitsabo!
π’ ity hafatra ity mba hiarovana ny namana sy ny mpiara-miasa. π