24/04/2025
๐บ๐ธ ๐๐ก๐๐๐๐ฆ๐ ๐๐ฅ๐๐๐ง๐๐ก๐๐ฆ ๐ฌ๐ญ ๐บ๐ธ
(Ho anโny dรฉbutants)
Ahoana no itenenanao hoe โManao ahoana?โ aminโny teny anglisy ?
Dia hoy ianao hoe: โHow are you?โ
Tsotra be, sa tsy izany? Eny eeโฆ fa andraso kely.
Eo no manadino ny valiny fampiasa andavanandro ny rehetra.
Satria aminโny tena fiainana, tsy dia miteny hoe โHow are you?โ toy ny robot ry zareo anglisy.
โโโโโโโโโโโ
FANDRIKA MATETIKA MISEO
โ โHow are you?โ โ Manara-drafitra loatra (afa-tsy hoe aminโny tontolon'ny asa na fotoana mihaja).
โ
Ireto no tena re isanโandro:
1. โHey, howโs it going?โ
2. โWhatโs up?โ
3. โYou good?โ
Ohatra :
๐ โHey! Howโs it going?โ
๐ โIโm good! You?โ
๐ฏ INONA NO MAHA ZAVA-DEHIBE AN'IZANY?
Raha tsy mahay mamaly araka ny tokony ho izy ianao dia manjara lasa hafahafa ilay resaka.
โข โHow are you?โ โ Valiny andrasana: โGood! You?โ (Tsy ilaina ny fitantarana ny fiainana rehetra)
โข โWhatโs up?โ โ Valiny tsotra fa mahafinaritra: โNot much! You?โ
๐ฅ NY LALรNA VOLAMENA
1. Namana akaiky โ โWhatโs up?โ / โYou good?โ
2. Asa/Olona tsy fantatra โ โHow are you?โ / โHowโs it going?โ
โ ๏ธ Fampitandremana :
โข โHow do you do?โ โ Efa taloha loatra (Tsy fampiasa intsony raha tsy hoe ntaolo taminโny taona 1850 ianao).
๐ฌ FAMPIARANA ARY!
Valio ao aminโny kaomantera:
1. โHey! Whatโs up?โ โ Inona no havalinao?
2. โHowโs it going?โ โ Inona no havalinao?
Tag'eo ny namanao maniry ny hahay hiteny anglisy fa hanampy azy ity.
Follow HEC - HITako English Course