Mahay's Academy

Mahay's Academy

Share

Bienvenue chez Mahay’s Academy – Là où vous apprenez à bouger, à parler et à créer !

Nous proposons des formations professionnelles en danse, langue anglaise et musique pour vous aider à vous exprimer, développer votre talent et réussir.

15/06/2026

TUTO KIZOMBA PART2 : tsy mipetraka dia mijery intsony ianao fa ilay jerena!
ZARAO AMIN'NY NAMANAO - MBOLA HITOHY- ARAHO HATRANY NY PAGE
MA DANCE chez Rabiby Events
📅 Samedi | 🕙 10h – 12h
📍 En face Banque SIPEM Ankadikely
📩 Soraty hoe "SBKR" dia halefanay aminao ny infos rehetra.
📞 034 15 147 84

08/06/2026

MA DANCE: tsy mitazana dia mijery intsony ianao fa ilay jerena!
TUTO BASE KIZOMBA-ZARAO AMIN'NY NAMANAO - MBOLA HITOHY- ARAHO HATRANY NY PAGE
Maro ny olona no mieritreritra fa ny danse dia natao ho an'ny olona efa mahay.
Tsy marina izany.
Ny olona rehetra hitanao mandihy tsara ankehitriny dia nisy fotoana tsy nahalala na dia pas de base iray aza.
Ary eto indrindra no manomboka ny dia:
pas iray.
dia pas iray hafa.
ary tsikelikely... lasa danse.
Ity tutorial Kizomba ity dia porofo fa tsy mila professionnel ianao vao manomboka.
Mila manomboka fotsiny ianao.
Satria indraindray, ny zavatra manova ny fiainana dia tsy fanapahan-kevitra lehibe...
fa dingana kely iray raisinao amin'ny fotoana mety.
Ka raha te hianatra ianao,
te hanana confiance bebe kokoa,
te hihaona amin'olona vaovao,
na te hiala kely amin'ilay routine isan'andro...
💃🕺 MA DANCE chez Rabiby Events
Apprends à danser et prends confiance sur la piste !
📍 Cours de :
• Salsa
• Bachata
• Kizomba
• Rock’n’Roll
• Danses de couple
Débutant(e) ou déjà initié(e) ?
Que tu partes de zéro ou que tu veuilles améliorer ton style… ce cours est fait pour toi ❤️
📅 Tous les samedis
🕙 10h – 12h
📍 En face de la Banque SIPEM Ankadikely
📩 Commente "SBKR" et reçois toutes les informations en message privé.
📞 Infos & inscription : 034 15 147 84
MA DANCE.
Aza mijery fotsiny.
Tongava mandihy.

05/06/2026

🎤 "Tsy mahay mandihy izahay..."
Dia izany indrindra no antony nahatongavan'izy ireo teto aminay.
Fampianarana vitsivitsy...
Fiaraha-manao répétition...
Ary tamin'ny andron'ny mariazy...
🔥 Izy ireo indray no nahasarika ny mason'ny rehetra.
Tsy mila danseur professionnel ianao.
Mila accompagnement tsara fotsiny.
💍 Misy mariazy ho avy?
Ataovy souvenir tsy hay hadinoina ny chorégraphie ataonareo.
🏠 Cours privés ou à domicile
📩 Contact : 033 14 376 77 / 038 07 241 13
📍 Antananarivo
MA-riazy DANCE — Avy amin'ny "tsy mahay izahay"... ho lasa "waouh!"

04/06/2026

"Mipetraka dia mijery ve isika… sa ianao indray no ho lasa ilay jerena?" 💃🕺
Isan'andro, maro amintsika no mijery ny hafa mandihy, mankafy, matoky tena, ary mamirapiratra eny an-tsehatra.
Fa indray andro, mety ho tonga ao an-tsainao ny fanontaniana iray:
"Fa maninona raha izaho kosa no mianatra?"
Ny Danse de salon dia tsy dihy fotsiny.
Fomba iray hanatsarana ny bikanao, hampitomboana ny fahatokisan-tena, hananganana fifandraisana, ary hivoahana amin'ilay routine mahazatra.
Ary raha tafiaraka aminay eto Ankadikely, ao amin'ny Rabiby Events dia mbola betsaka kokoa ny zavatra ho hitanao sy ho tsapanao.
🎥 Ao anatin'ity video ity, i coaches Tsiory & Valisoa dia hizara aminao, amin'ny teny tsotra sy fohy, ireo tombontsoa lehibe entin'ny Danse de salon eo amin'ny fiainana andavanandro.
✨ Koa aza mijanona ho mpijery fotsiny...
Mety ho ianao indray no hampitsangana ny olona hijery sy hitehaka.
👉 Araho tsy tapaka ny pejy hahitanao ireo torohevitra sy tantara manentana avy aminay.

26/05/2026

“2014… Anisany ireo competition nahazoanay 🥇 1st place 😌🔥
Souvenir iray tsy hadino “Talohan’ny trends sy reels….
Fa ny zavatra iray mbola tsy niova?
Ilay fitiavana mandihy ❤️
Ary raha ianao koa te hiaina an’ilay ambiance, énergie, confiance ary plaisir de danser…
📍RABIBY EVENT Ankadikely
🗓️ Tous les samedis
⏰ 10h – 12h
Cours de danse de salon 💃🕺
Tsy mila champion vao manomboka 😉
Ny manomboka no mety hahatonga anao ho champion indray andro any

18/05/2026

Alefa🥰🥰,, Rabiby Events & Conseils dia manolotra anao fampianarana dihin'olondroa miaraka amin'ny MA Dance, Mahay's Academy, Tsiory Valisoa.
Tongava fa omena fahafaham-po tanteraka ianao🔥🔥🔥
Ary ankoatry ny dihy moa dia mahafinaritra ery satria lasa fikambanana iray ny mpianatra rehetra😊.
Anao zavatra isika eh❤️
Miantso avy hatrany an'ity laharana ity no mety an:
034 15 147 84😎

15/05/2026

N'oublions pas 👉👉👉Demain avec Mahay's Academy, Tsiory Valisoa chez Rabiby Events & Conseils🥰🥰😎
👆 Danses libres à la fin de la séance
👆 Inscription toujours ouverte
à Ankadikely en face de la banque SIPEM🔥🔥🔥

11/05/2026

🥰🥰🔥 Et ça continue...
Désormais tous les samedis de 10h à 12h avec Tsiory et Valisoa, MA Dance, Mahay's Academy, chez Rabiby Events & Conseils
👆Cours de danses de couple SBKR.... et bien d'autres encore comme la Valse, le Tango etc....🥰😎
👆Ankadikely en face de la banque SIPEM
👉Tarif: 60000ar/mois
👉Inscription au 034 15 147 84 ou en mp
"La qualité avant tout"
"La danse au service de la santé"🥰🥰🔥

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Sabotsy Namehana
Antananarivo
101