Centre de Formation en Langue Chinoise -CFLC

Centre de Formation en Langue Chinoise -CFLC

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre de Formation en Langue Chinoise -CFLC, Education, Antanimena, Antananarivo.

🎓 Plus de 10 ans d’expérience
🌟 Plus de 100 élèves boursiers
👩🏻‍🎓 Mandarin pour tous niveaux + Préparation aux examens officiels : HSK / HSKK / YCT

📩 Inscription ouverte
☎ Contact : +261 34 64 022 83 ! 😊 Avec des professeurs ayant :

Bacc+5 Diplomé de Grande Ecole Chinoise
Bacc+4 diplomé de Grande Ecole Chinoise
Bacc+3 Licence en Enseignement de la langue Chinoise, Institut Confucius avec des a

20/08/2026

Bonjour 😊🌞 !

🤷‍♀️ 𝐇𝐒𝐊 𝐬𝐚 𝐇𝐒𝐊𝐊, inona no tena mampisavorovoro kokoa? 😰
💬 Lazao anay ao amin’ny 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 hoe inona no tena sarotra aminao!

Mitohy hatrany ny fisoratana anarana ho an'ireo tena te hahay teny Sinoa eto amin'ny centre.
𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐈𝐍𝐓𝐄𝐍𝐒𝐈𝐅
Rentrée:𝟎𝟕 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔
Durée :𝟎𝟑 𝐌𝐨𝐢𝐬
Horaires:𝐋𝐮𝐧𝐝𝐢 𝐚𝐮 𝐕𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞𝐝𝐢:𝟎𝟖𝐡𝟎𝟎 à 𝟏𝟏𝐡𝟑𝟎 💕

📞0385082049/0346402283
📍 Lieu : CFLC Antanimena ( Ampitan'ny arrêt bus Paositra Antanimena / akaikin'ny Jirama )

18/08/2026

👋 大家好!Miarahaba e !🎉
📢 COURS INTENSIF MANDARIN – CFLC 🇨🇳🔥
👋 Te hianatra haingana sy mahomby ny teny sinoa ve ianao❓
📚 Te hiomana amin’ny HSK sa hanamafy ny fahaiza-miteny amin’ny sehatra rehetra❓
🎓 Indrindra Te hanomana fianarana any Chine amin'ny alalan'ny bourses ve ianao❓
👉 Aza miandry ela intsony, fa ity cours intensif ity no tena tsara indrindra! 😍
🎯 Inona no andrasanao amin’ny cours intensif ?
✅ Fianarana 3 volana tsy tapaka
✅ Fomba fianarana tsotra, mazava ary mahafinaritra
✅ Fanamafisana tanteraka ny niveaux HSK sy HSKK
✅ Mpampianatra tanora, motivé ary mahay mampita fahalalana
✅ Fanadinana iraisam-pirenena amin’ny faran’ny niveau 📜🎓
🕒 Horaires : Lundi à Vendredi — 08h00 à 11h30
📆 Rentrée : 07 septembre 2026
📍 Lieu : CFLC Antanimena ( Ampitan'ny arrêt bus Paositra Antanimena / akaikin'ny Jirama )
☎ Contact : 034 64 022 83 / 038 50 820
🌟 CFLC – “Apprenez aujourd’hui ce que les autres feront demain”

17/08/2026

Ity ohabolana avy any Chine ity dia manamafy ny maha-zava-dehibe ny fianarana tsy tapaka mandritra ny fiainana. ✨🌍 Na inona na inona taona, ny fahalalana dia tsy manam-petra, ary ny fianarana dia manampy antsika hanatsara ny fiainantsika sy hahazo vokatra tsara kokoa. 💡📈 Manoro hevitra antsika ny hiezaka hianatra hatrany, satria tsy misy fetra amin’ny fahaiza-manao sy fahalalana. 🚀

Aza adino fa na lehibe aza isika, dia mbola afaka mianatra

Photos from Centre de Formation en Langue Chinoise -CFLC's post 14/08/2026

🎓 COURS INTENSIF & NORMAL & SAMEDI – CHINOIS | CFLC 🎓

🇨🇳 Fehezo ao anatin’ny fotoana fohy ny teny sinoa, satria tena ilaina amin’ny ho avy!
⏳ Araraoty ny fotoananao hianarana zava-baovao
🎯 Safidio ny cours mety aminao ary atombohy dieny izao 🏃‍♀🔥
🧑‍🏫 Mianara amin’ny fomba tsotra, mazava ary mora raisina
🤝 Mpampianatra akaiky anao, vonona hanampy hatrany

📲 Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana !
📞 034 64 022 83 | 038 50 820 49
✨ « Apprenez aujourd’hui ce que les autres feront demain. » ✨
🏫 Centre de Formation en Langue Chinoise – CFLC

13/08/2026

🎬 Vady tratra nampirafy: nivadika ho bizina! 🤣💸

Rehefa tratra mampirafy amin’ny vehivavy mpanakarena ny vadinao, aleo tsy miady na mifamaly… fa avadika ho budget fanamboarana trano fotsiny ilay raharaha! 😂🏠💸

Tsy fahasaro-piaro intsony fa lasa hoe: “Raha izay no nampidiranao vola, dia aleo mba misy tombony ihany!” 🤣

11/08/2026

📚 [MINI-LEÇON HSK 3] 在家 — À la maison 🏠

Ahoana no ilazana amin’ny teny sinoa hoe “Efa vita ny devoir-ko” na “Mbola tsy nanao révision aho”? 🤔
Ao amin’ny HSK 3 – Leçon 1 : 在家, dia mianatra teny sy fomba fiteny ilaina amin’ny resaka andavanandro isika :

🔹 一直 (yìzhí) : foana, hatrany
🔹 作业 (zuòyè) : devoir
🔹 早就……了 : efa hatry ny ela
🔹 复习 (fùxí) : manao révision
🔹 还没呢 (hái méi ne) : mbola tsy…

💬 你怎么一直在玩儿游戏?
(Nǐ zěnme yìzhí zài wánr yóuxì?)
👉 Fa maninona ianao no milalao jeu foana?

🇨🇳 Valio amin’ny teny sinoa ao amin’ny Commentaire !

📍 Centre de Formation en Langue Chinoise – CFLC
Antanimena, ampitan’ny Ampitan'ny arrêt bus Paositra Antanimena
📞 +261 34 64 022 83

11/08/2026

Bonjour daholo ô! 👋😄
👉 Ny 吗 (ma) dia particules sinoa apetraka eo amin’ny faran’ny fehezanteny mba hahatonga azy ho fanontaniana azo valiana hoe eny na tsia.

📌 Structure :
Sujet + Verbe + Complément + 吗 (ma) ?
https://www.facebook.com/CFLC.Mada/

10/08/2026

Miarahaba! 👋🚀 Tongasoa amin’ny herinandro vaovao! 💪🔥

"Ny fahombiazana dia ho an'izay maniry, miezaka ary tsy kivy!" 💯💥

Tsy misy manam-petra ny fahafahanao, fa ianao ihany no afaka mametraka fetra amin’ny fanantenanao! 🌟💡 Koa tohizo ny ezaka, ataovy izay tsara indrindra ho an’ny tenanao ary aza kivy na oviana na oviana! 😃💛

Maniry herinandro feno fahombiazana ho anareo rehetra! 🍀✨

07/08/2026

🚨 Tandremo sao afangaro ny teny "wǒ" (我) sy "zhǎo" (找) ! 🚨
⚠️ Na dia mitovitovy aza izy ireo, samy manana ny dikany manokana. "wǒ" dia midika hoe "izaho" na "ahy", fa "zhǎo" kosa dia midika hoe "mitady" na "mikaroka". ⚠️
✅ Mba hisorohana ny fikorontanana, jereo tsara ny endritsoratra sy ny fanononana rehefa manoratra ianao. Tandremo tsara ny dikany mba hampiasanao ny teny mifanaraka amin’ny toe-javatra ! ✅🎓
Ary raha liana hianatra teny sinoa sy kolontsaina sinoa, dia tongava mianatra ao amin'ny CFLC 🌏
📍 Manampy anao izahay hianatra, hahita fahombiazana, sy hivelatra amin’ny fiteny sinoa! 🌟
🌍 CFLC Facebook
📱 038 50 820 49 / 034 64 022 83
💻 www.cflc-madagascar.org

Photos from Centre de Formation en Langue Chinoise -CFLC's post 05/08/2026

🎓 COURS INTENSIF & NORMAL – CHINOIS | CFLC 🎓

🇨🇳 Fehezo ao anatin’ny fotoana fohy ny teny sinoa, satria tena ilaina amin’ny ho avy!
⏳ Araraoty ny fotoananao hianarana zava-baovao
🎯 Safidio ny cours mety aminao ary atombohy dieny izao 🏃‍♀🔥
🧑‍🏫 Mianara amin’ny fomba tsotra, mazava ary mora raisina
🤝 Mpampianatra akaiky anao, vonona hanampy hatrany

📲 Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana !
📞 034 64 022 83 | 038 50 820 49
✨ « Apprenez aujourd’hui ce que les autres feront demain. » ✨
🏫 Centre de Formation en Langue Chinoise – CFLC

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Antanimena
Antananarivo
101