03/12/2025
🌟 🚀 Lancement officiel d’un nouveau cours d’anglais en ligne ! 🌟
Envie d’améliorer votre niveau d’anglais facilement et à votre rythme ?
Un nouveau cours d’anglais en ligne ouvre maintenant ses inscriptions ! 🎉
✨ Au programme :
✔️ Communication orale
✔️ Prononciation
✔️ Vocabulaire du quotidien
✔️ Grammaire pratique
✔️ Activités interactives et mises en situation
👩🏫 Une méthode moderne, dynamique et accessible à tous, pour progresser rapidement et parler avec confiance.
💬 Sessions en petits groupes ou individuelles
💻 Cours via Zoom / Google Meet
📅 Horaires flexibles selon vos disponibilités
👉 Intéressé(e) ? Envoyez un message pour recevoir les détails ou réserver une place !
Let’s learn English together! 🇬🇧✨
12/08/2025
Cours d'Anglais sur mp 💗💗
Hoantsika tsy dia manam potoana loatra handehanana mamonjy toeram pianarana.
Afaka mianatra ao amin'ny mp💥💥 amin'ny fotoana mampalalaka sy mampazoto anao.
Amin'ny sarany mirary 💥💥 kanefa tena mahafa-po anao!
14/08/2024
Mila hiainana isanandro ny teny Anglisy🇬🇧🇺🇸 raha toa ka te hahafehy azy. Mety tsy manana fotoana isanandro hanatonana ireny sekoly ireny anefa ianao
Ka izany indrindra no hanampianay anao eto amin'ny pejy amin'ny alalan'ny fianarana izany ao amin'ny MP 📩 ihany na aiza na aiza toerana 🏡 misy anao.
Natao mirary dia mirary 🎁 tokoa kanefa mahaliana ity fampianarana ity satria ny tanjona dia ny hahaizanao👩🎓👨🎓
Aza misalasala ary fa misorata anarana
11/08/2024
Hello 😊!
Aza avela.ho lanilany fotsiny ny crédit sy ny "data" anao fa ampiasao mba hahazahoana soa sy fahalalàna! 👍👍
Tolotra mora be hoan'izay misoratra anarana .💥💥💥
Cours d'Anglais sur MP ( ao amin'ny mp no mianatra)
💣2000Ariary monja💣 isan-kerinandro💣 (mianatra isanandro)💣
Entano daholo ny namana💝
💥💥💥 Fisoratana anarana manomboka ny Alatsinainy12 Août 💥💥
Mp na Contact: 034 01 446 88 / 032 06 796 41 💥
08/08/2024
💥
Cours d'Anglais sur mp 💗💗
Hoantsika tsy dia manam potoana loatra handehanana mamonjy toeram pianarana.
Afaka mianatra ao amin'ny mp💥💥 amin'ny fotoana mampalalaka sy mampazoto anao.
Amin'ny sarany mirary 💥💥 kanefa tena mahafa-po anao!
28/06/2024
Toerana: Lycée Privée Le Triomphe Ambohibary - Androndra
Contact: 034 01 446 88 / 032 06 796 41
Cours D'anglais eto Androndra
Cours d'Anglais Androndra Ampama Mahazoarivo sy ny manodidina
Dear English lovers!
Ho fitsinjovana ireo zandry, zanatsika izay mbola hiatrika ny fanadinana BEPC, dia somary misy fihemorany kely ny fidirana amin'ilay Cours d' Anglais et Ateliers de Vacance
Mbola raisina hatrany ireo izay te hisoratra anarana amin'izany
Misokatra ihany koa izahay ny Talata 02 Jolay manomboka amin'ny 8 ora handray mivantana izay hisoratra anarana amin'io andro io ary hanome fanazavàna ho anao momba ny cours sy ny activités rehetra atao mandritra izany.
Aza misalasala miantso na manantona avy hatrany.
20/06/2024
Mandritra io atelier de vacance io no hampiharana ny fomba maro mahaliana hahaizana ny teny Anglais. Hanampy betsaka ny ankizy hitia sy handalina izany. ❤
034 01 446 88
032 06 796 41
Toerana Lycée Privée Triomphe Ambohibary Androndra
Cours D'anglais eto Androndra
Cours d'Anglais Androndra Ampama Mahazoarivo sy ny manodidina
18/06/2024
Mirary fahombiazana hoan'ireo zandry, zanaka sy ny mpiadina rehetra hiatrika ny fanadinana CEPE. Mankahery ireo ray aman-dreny ihany koa.
15/06/2024
🇺🇸 Andao hanovo fahalalàna rankizy!
Fialam-boly ahitam-pahombiazana ao anaty fialan-tsasatra 🇺🇸
Mahafinaritra be fa Miala amin'ilay cours théorique be mahazatra any am-pianarana io an
Fianarana miteny, manoratra, mihaino amin'ny teny Anglais fa "d'une manière ludique" 😍🇺🇸
Hoan'ny ankizy manomboka ny 7 taona hatramin'ny 16 taona
Izany dia hohitanao ao amin'ny Lycée Privée Le Triomphe mandritra ny volana Juillet sy Août
Andro hianarana: Talata na Alakamisy
Amin'ny 9 ora hatramin'ny 11ora30
Na 2ora hatramin'ny 4ora hariva
Vonjivonjeo ny toerana fa:
🇺🇸 0 Ariary ny saram-pisoratan'anarana
🇺🇸 40 000Ar monja no aloanao mandritra an'izany
Kanefa ny fahaizana sy fahalalàna hoazo 👨🎓👩🎓 ary ny fahendrena tovozina 😇
13/06/2024
Playtime isn't just fun but essential for children's development and well being
Today and always, let's ensure that every child can fully exercise their right to play