19/03/2026
🔴Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka izay efa nianatra tato mba ho tonga maro hiaraka hifety sy hitafatafa indray noho ny fahazahoana toerana vaovao🥰
🔴Mba manaova présence kely ze rehetra efa nianatra tato ary hoe de tagueo koa ry zareo😋
⛔Nb: Alaraobia Ivandry (Arret bus tennis,ampitan'ny stade alarobia)
Contact : 0380791397/ 0341089585
06/08/2025
CONGRATULATION 😊
After ten months of training, after enduring numerous written and oral tests, at last—you hold in your hands your certificate of completion. FLAGECO wishes you continued success in all your future endeavors.
...
12/07/2025
👉 PARLEZ ANGLAIS. OSEZ L'AVENIR 🇬🇧🇺🇲
Les vacances sont le moment idéal pour apprendre en s'amusant!
Rejoignez-nos:
✔️cours intensifs d'anglais spécialement conçus pour vos enfants, ado et adultes.
Renseignements au:
+261 32 49 726 45
+261 34 36 136 70
+26133 75 034 00
@À la une
09/05/2024
Les mamans et bébés de mon pays.
Quelle recommandation!
"Omeo nonon-dreny ny Zaza mba itomboany ara-dalàna."
01/05/2024
LE SAVIEZ-VOUS?
Vous êtes composé de 84 minéraux, 23 éléments, et 8 gallons d'eau répartis sur 38 000 milliards de cellules.
Vous avez été construit à partir de rien par les pièces détachées de terre que vous avez consommées.
Vous êtes des papillons recyclés, des plantes, des rochers, des ruisseaux, du bois, des peaux de loup et des dents de requin cassées dans leurs parties les plus petites et reconstruites dans l'être vivant le plus complexe de notre planète.
« Tu ne vis pas sur terre, tu es la terre »
Aimez, honorez, prenez soin et respectez la terre mère 🫶🏽
20/03/2024
Andro iraisam-pirenena ho an'ny ala rahampitso 21 martsa. Ndao hiara-hientana amin'ny fiarovana ny ala mba tsy ho nosy mena intsony i Madagasikara fa hiverina ho maitso👌
15/02/2024
Averina kely sao nareo dia matoritory
❤Araraoty ary ny promotion saint valentin eh❤
Tsy voatery hoe mpifankatia anefa an!😇 Fa rehefa olona roa (2) fotsiny ianareo misoratra anarana herinandro ity dia misitraka ny tolotra😘😘
📌Antsoy ilay namanao ary❤😍
❤Araraoty ary ny promotion saint valentin eh❤
Tsy voatery hoe mpifankatia anefa an!😇 Fa rehefa olona roa (2) fotsiny ianareo misoratra anarana @ity herinandro ity dia misitraka ny tolotra😘😘
📌Antsoy ilay namanao ary❤😍