US English Madagascar

US English Madagascar

Share

All about american English, Job opportunities, culture and mor...

DÉPUIS 2️⃣0️⃣1️⃣6️⃣ 🏅🥇
🌟 Bienvenue sur notre page dédiée aux cours d'anglais américain, aux opportunités professionnelles aux États-Unis et à la culture américaine ! 🌟 Spécialisé en anglais américain.

29/05/2026

🇺🇸🥺 Interview Nampalahelo sy nandona fo indrindra 🥺

Rehefa nanontaniana momba ny fête des mères izy dia nilaza fa hividy ambonin'akanjo ho an’ny maman-ny ❤️🧥

Fa ny tena nahakasika… lavitra any ivelany ny maman-ny amin’izao 🥺

Na izany aza, mbola sahy miteny anglais sy naneho fihetseham-pony izy.

29/05/2026

✅ 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗻𝗼 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗮𝗻𝘆 𝗘𝘁𝗮𝘇𝗼𝗻𝗶𝗮 🇺🇸
Anaty commentaires

28/05/2026

❌ MYTH : “Tsy afaka mahay anglais raha tsy mandeha any ivelany.”

✅ FACT : Betsaka ny olona fluent nefa mbola tsy nivoaka ny fireneny akory 🌍

Ny tena mahatonga olona hahay anglais dia : ✔️ pratique matetika
✔️ écoute isan’andro
✔️ conversation
✔️ environnement anglais

Ankehitriny aza : 📱 téléphone iray dia efa afaka mampianatra anao anglais : films, podcasts, TikTok, YouTube, conversations…

Ny olona sasany aza mipetraka any ivelany taona maro… nefa mbola tsy mahay satria tsy mampiasa ilay langue 😅

Tsy ny toerana no tena manova anao. Fa ny habetsahan’ny pratique ataonao 🔥🇺🇸

27/05/2026

🌍✨ EXCURSION PRATIQUE TANY AMPEFY 🇺🇸🇲🇬

Andro iray tena nahafinaritra niarahana tamin’ireo mpianatra ato amin’ny US English Madagascar ❤️
Tsy fitsangatsanganana fotsiny no natao… fa pratique anglais teny rehetra teny 😄🗣️

Nanao conversation, nifampiresaka, nihomehy ary niezaka nampiasa anglais nandritra ny fotoana rehetra izahay ✨

Satria ny fomba tena mahomby hianarana teny anglisy dia ny fampiasana azy amin’ny tena fiainana 💙
Ary ity excursion ity dia lasa fahatsiarovana mamy ho anay rehetra 🌿📚

27/05/2026

🚨 Ton boss parle anglais ? 🇲🇬🇺🇸

5 phrases simples peuvent décider si tu parais professionnel… ou complètement perdu 😶👇🏿

26/05/2026

Rehefa nianatra sy nanao pratique, dia mahita vokatra. 🇲🇬🇬🇧🇺🇸

26/05/2026

🇺🇲Ireto misy centre d’appel 5️⃣ eto Madagasikara izay mandray profil anglophone na bilingue 👇

1. Teleperformance Madagascar
📍 Explorer Business Park Batiment A1, Ankorondrano, Antananarivo
📞 +261 20 22 236 66

👉 Iray amin’ireo call center lehibe indrindra eto Mada, misy projet international maro.

2. Concentrix Madagascar
📍 Zone Galaxy Bâtiment Titan II, Andraharo, Antananarivo
📞 +261 20 22 424 09

👉 Matetika mitady olona mahay communication sy anglais professionnel.

3. ProContact | Centre de Contact | Madagascar
📍 Titan 4 - Zone Galaxy - Andraharo, Antananarivo
📞 +261 20 22 362 50

👉 Misy activité relation client sy support international.

4. Eufonie Madagascar
📍 Tana Water Front, Antananarivo
📞 +261 32 05 648 49

👉 Call center sy outsourcing international, mety amin’ny profil communication anglophone.

5. OCEANCALL Madagascar
📍 La City - Immeuble S Morarano, Antananarivo
📞 +261 20 22 263 74

👉 Centre d’appel actif amin’ny relation client sy service offshore.

💡 Hisy video Torohevitra raha te hiditra call center anglophone (tsy ho ela, araho ny page) US English Madagascar sy US English Madagascar

“Raha te hiasa amin’ny call center anglophone ianao nefa mbola tsy matoky ny anglais-nao, na tsy mahay mihitsy dia sorato " CALL" fa alefako hafatra miafina aminao ny cours mifanaraka aminao.

Ny opportunité tsy miandry, fa ny olona vonona no raisiny.”

US English Madagascar_2026

Photos from US English Madagascar's post 26/05/2026

Tsy mbola nisy nilaza anao izao, kanefa tena zava-marina.😰

Tsy misy olona hoe “tsy natao hianatra anglais.”

Olona nampianarina tamin’ny fomba tsy nety no misy.
Olona nampianarina grammaire, fa tsy nampianarina hatoky tena mihitsy.
Olona nianatra nandritra ny taona maro, kanefa tsy sahy miteny mihitsy.

Tsy tara ianao.
Ary tsy hoe tsy mahay noho ireo efa miteny anglais tsara.
Ny méthode mety fotsiny no mbola tsy hitanao.
Ny ambiance mety sy mifanaraka aminao.

Ary ireo olona na fianarana mety hiaraka aminao amin’ilay lalana ary hanampy anao.

“Tsarovy fa tara ianao ary tsy hahay izany, rehefa mijanona tsy manandrana mihitsy.”

Raha mamaky an’ity ianao anio hariva ka misy feo ao anatinao milaza hoe : “ity mihitsy aho” , henoy io feo io.

Soraty hoe “Speak” eto ambany.
Dia hamaly anao manokana izahay.

23/05/2026

✅️Te hahay anglais tsara ianao? 🇲🇬🇺🇸
Torohevitra ho anao ary.

22/05/2026

POV : ta fête de promo hits different 🔥
🇲🇬🇺🇸
Ils sont venus pour apprendre. Ils sont restés pour danser. 😭🔥

22/05/2026

Quand la sortie était prévue pour 2h… et on est restés jusqu'au soir. 😂

Certaines journées refusent de se terminer. Et c'est très bien comme ça. 🙌

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Centre Commercial Santilo
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 22:30
Wednesday 06:00 - 22:00
Thursday 06:00 - 22:00
Friday 06:00 - 22:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 14:00 - 21:00